Malagasy

Ny Tantaran'ny Fiaviany


Listen Later

Ao amin’ny Tesaloniana i Paoly dia milaza fa ho avy I Jesosy Tompo ary tokony ho eo am-perinasa isika raha miandry ny fiverenany; tsy mitsahatra mivavaka, ka misaotra mandrakariva. Na dia tsy fantatsika aza ny fotoana hiverenan’I Jesosy, dia nilaza Izy fa misy famantarana fotoana mila jerena. Ao amin’ny Tesaloniana Faharoa, i Paoly dia manazava momba ny Andron’ny Tompo izay ho avy rehefa omena fahefana malalaka amin’ny tany i Satana alohan’ny fitondran’I Jesoa Kristy arivo taona.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM