Malagasy

Ny Tenin’ny Tanana nosoratan’i Jaona


Listen Later

Ny Filazantsara araka an’i Jaona dia miavaka amin’ny lafiny maro: ny tanjony, ny literatiora ary ny votoatiny dia tsy mitovy amin’ireo ao amin’ny filazantsara hafa. Ny filazantsaran’i Jaona dia miantefa manokana amin’izay tsy mino, mba hitondrana azy ireo amin’ny finoana. Mamaly fanontaniana fototra ao amin’ny toko tsirairay i Jaona, tahaka ny hoe: Iza moa I Jesosy? Inona no atao hoe finoana? Ary inona no atao hoe fiainana? Mirakitra famantarana na fahagagana maro mampahery sy manatanjaka ny finoana ny bokiny, ary manaporofo fa Zanak’Andriamanitra I Jesosy.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM