Malagasy

Ny teny farany nataon'ny miaramila taloha


Listen Later

Amin’ity lesona ity isika dia mandinika ny taratasin’ny apostoly Paoly farany. Rehefa nanoratra ny taratasiny faharoa ho an’i Timoty i Paoly dia fantany fa fohy ny androny. Nampiasa fanoharana momba ny miaramila sy ny mpihazakazaka ary ny mpamboly i Paoly mba hanamafisany ny asa feno fifehezana sy sarotra ary feno faharetana, amin’ny fiainana ny Filazantsara sy amin’ny maha-mpianatr’I Jesosy Kristy. Misy fitsipi-piainana ao amin’I Kristy, ary ny iray amin’izany dia ny tsy maintsy hitondranao ny hazo fijalianao ary ho vonona hanaraka sy hijaly ho Azy.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM