
Sign up to save your podcasts
Or


Isika no tempolin'Andriamanitra, ary raha tempolin'Andriamanitra dia tokony hatao trano fivavahana. Inona no atao hoe 'mivavaka'? Ahoana no hahatonga antsika ho tempoly masina sy marina ankasitrahan'Andriamanitra?
By Fiami RadioIsika no tempolin'Andriamanitra, ary raha tempolin'Andriamanitra dia tokony hatao trano fivavahana. Inona no atao hoe 'mivavaka'? Ahoana no hahatonga antsika ho tempoly masina sy marina ankasitrahan'Andriamanitra?