Malagasy

Ny Vaomieran'ny Fanoloran-tena


Listen Later

Nanaraka Azy akaiky nandritra ny telo taona ny mpianatr’I Jesosy roa ambin’ny folo lahy. Nampiofana ny mpianatra, na ny Apostoly Izy, mba hitory amin’izao tontolo izao ny Vaovao Mahafaly, dia ny hafatra momba ny famonjena. Nirahina hitory ny Filazantsara ny apostoly: Ny fahafatesan’I Jesosy ho sorona ho famelan-keloka, ny fitsanganany tamin’ny maty sy ny niakarany tany an-danitra, ary ny hanamarinany ny fanjakan’Andriamanitra amin’ny famantarana sy ny fahagagana. Isika koa dia tsy maintsy mahatoky mba hanatratra izao tontolo izao ho an’I Kristy rehefa mitory ny Filazantsara amin’ny rehetra.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM