Malagasy

Ny zava-drehetra ho an'ny lehilahy rehetra


Listen Later

Manome toromarika momba ny olana sarotra ao amin’ny fiangonana i Paoly, sy ny hoe, ahoana no fomba hampiharana ny foto-kevitry ny fahafahana Kristiana amin’ireo olana ireo: ny fihinanana hena aterina amin’ny sampy, ny fomba fitandremana ny Fanasan’ny Tompo, ary ny fomba tokony hiheveran’izay matanjaka kokoa ny malemy finoana. Tsy ny mety na ny tsy mety no olana, fa ny manome voninahitra an’Andriamanitra, izay mitondra ho amin’ny famonjena ny hafa, ary izay mahasoa ny hafa. Holazain’i Paoly ao aoriana kely ao mantsy, fa tsy maintsy aseho amin’ny fitiavana ireo fitsipika ireo.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM