Malagasy

Olomasina mihira ary ny mpanota miarahaba


Listen Later

Ny tanjon'ity fandaharam-pianarana ity dia ny hampiditra ny olona ao amin'ny Tenin'Andriamanitra sy hampiditra ny Tenin'Andriamanitra ao amin'ny olona. Ny tanjona lehibe iray amin’ny famakiana ny Bokin’ny Apokalypsy dia ny fiankohofana eo anatrehan’Andriamanitra sy Kristy ambara ao amin’ny Apokalypsy, izay Mpanjakan’ny mpanjaka sy Tompon’ny tompo. Raha nilaza I Jesosy Zanak’Andriamanitra fa tsy nahalala izy, dia tsy maintsy mietry mitodika mijery ny fitrangan’ny tantara voalaza ao amin’ny Apokalypsy isika.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM