Fiangonan'Andriamanitra Miray

Pentekosta : Fanamafisana ny Fanekena eo amin'Andriamanitra sy ny olony


Listen Later

Inona no andro Pentekosta voalohany? Ahoana no fomba fanisana io andro io? Nahoana no manan-danja manokana ny Pentekosta? Fizarana voalohany amin'ny Toriteny. Eksodosy 20:1-17, Lioka 19:11-17, Asa 2:16-21. Misy fitahiana manokana ny fitandremana ny andro firavoravoana voatendrin'i Jehovah.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Fiangonan'Andriamanitra MirayBy Fiami Radio