Sign up to save your podcasts
Or

Podcast Anay Mitsam - Episode 17 - Prisca Michelle
Ny makiazy dia lasa tena fiainana andavanandro ho an'ny maro manerana izao tontolo izao. Tsy nampoizin’i Prisca Michelle indray andro any fa ho lasa mpanao makiazy, fa noho ny fahafoizan-tenany sy ny fahaizany, dia nahita fahafahana hanohy ny asany any ivelany izy. Nianatra fahaiza-manao maro izy teny an-dalana izay nanampy azy ho lasa mpandraharaha tsy miankina fa mitoka-tena.
SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy
Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa!
App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast
FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬
💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/
📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/
By Payton Hansen, Austin BergeraPodcast Anay Mitsam - Episode 17 - Prisca Michelle