Malagasy

Rags sy Robes


Listen Later

Ny tanjon’ny Efesiana dia ny hampiseho amin’ny Fiangonana hoe iza izy ireo, ary inona no antom-pisiany eto amin’izao tontolo izao; dia ny mba hanehoana amin’ny Fiangonana fa nahazo izay rehetra nilaintsika isika mba hiaina fiainam-pandresena, ary azo atao ny miaina ao amin’ny tontolon’ny lanitra. Entanina isika mba tsy hiangonangona fotsiny fa mba ho tena ilay Fiangonana araka ny tokony ho izy. Angataho ny Fanahy Masina mba hampiseho aminao ny maha-izy anao manontolo, noho ny fahasoavan’Andriamanitra, izay mahatonga anao ho anisan’ny Fiangonan’I Jesosy Kristy.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM