Ilay Podcast

S03E03 - Fanantenana


Listen Later

🙌🏽 "L'espoir fait vivre" - "Mamelona ny fanantenana".

Izany lohahevitra izany indray no horesahantsika androany. Toa misy manatsatso mantsy fa hoe ho an'ny "imbécile" 😬 ihany izany teny izany; mamelona ireo "vendrana "ihany fotsiny marina ve ny fanantenana? Aminay dia mamelona 😃 ny fanantenana satria mitondra hery ✊🏽 sy toky ho amin'ny ho avy fa ho tsara ary hotanteraka ireo faniriana. 🏆

Efa niresaka ny finoana isika, izay antoka mampisy fanantenana ihany koa . Mifampiankina ny finoana sy fanantenana ary hery lehibe entina mandroso amin'ny fiainana. ☀️

Manasa anao ary hiaino indray ity épisode ity !


...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Ilay PodcastBy Ilay Podcast - Sambatra RAMANANDRAY - Marina HARAN