Ilay Podcast

S03E04 - Perversion narcissique


Listen Later

πŸ”₯ Nisy trangam-piarahamonina hitantsika teto amin'ny

tambajotran-tserasera nalaza herinandro vitsivitsy izay nahakasika ilay
raim-pianakaviana naneho herisetra tamin'ny zanany vavy.

πŸ‘‰ Ny lohahevitra horesahantsika androany dia hamelabelatra amintsika ny

perversion narcissique izay mety ho antony nahatonga izany.

πŸŽ™οΈ Fandinihana ihany ny anay eto amin'ny pejy ary fampahafantarana ihany

koa ho an'ny mpiara-belona amin'ny loza ateraky ny perversion
narcissique. Mihainoa finaritra !

...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Ilay PodcastBy Ilay Podcast - Sambatra RAMANANDRAY - Marina HARAN