Ilay Podcast

S3E13-Atero ka alao


Listen Later

πŸ“’ Fomba malagasy izay "tsy hita izay maharatsy azy" ny atero ka alao. Hiresaka momba izany indrindra amin'ny fiainana an-davanandrontsika isika.

πŸ“ Ny valim-bambena ihany koa anie ka "atero ka alao" e!

πŸ’± Fifampiraharahana sa fitiavana ?

Izany no horesahantsika indray androany. Mihainoa finaritra!

Aparitaho raha sitrakao !

...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Ilay PodcastBy Ilay Podcast - Sambatra RAMANANDRAY - Marina HARAN