Ilay Podcast

S3E14-Ny Famelan-keloka


Listen Later

😀 Mamela heloka? Sarotra sa mora? Maso solon'ny maso, nify solon'ny nify?

πŸ™ŒπŸ½ Ny heloka ibaboana hono anefa mody rariny

πŸͺ΄ Izany lohahevitra izany indray no ho resahantsika androany. Mamela ny heloky ny nanao ratsy, mangataka famelan-keloka raha nanao ny tsy mety.

Mihainoa finaritra !

...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Ilay PodcastBy Ilay Podcast - Sambatra RAMANANDRAY - Marina HARAN