Malagasy

Soatoavina momba ny Fanjakana


Listen Later

Ity andalan-teny ity dia miresaka momba ny tebiteby, fa ny tena votoatiny dia mampianatra momba ny soatoavina, na izay tokony ho laharam-pahamehana. Rehefa manahy isika dia eo vao hita izay tena hifikiran’ny fontsika, ary hatraiza ny fahatokiantsika ny fiahian’Andriamanitra antsika. Ny mpianatr’I Jesosy tsirairay dia tokony hanana ‘laharam-pahamehana kendrena’, tahaka ny hoe teboka iray anaty faribolana iray izay maneho ny fitsipik’Andriamanitra anatin’ny fony. Ny zavatra rehetra any ivelan’io faribolana io dia tokony hataon’ny Mpanjakan’ny mpanjaka ho laharam-pahamehana rehefa asehony amintsika izay tokony atao. Na inona na inona mampanahy antsika dia efa voaomana sy homen’ilay Raintsika any an-danitra izany.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM