Fiangonan'Andriamanitra Miray

Solika fitaiza


Listen Later

« Fa ny adala nandray ny fanalany*, nefa tsy nitondra solika fitaiza;[*Na: fanilony] » (Matio 25:3)

Ny herin'ny Fanahy Masina no solika fitaiza hitomboantsika ara-panahy. Inona no atao hoe solika fitaiza? Ahoana no hahazoana io solika fitaiza io sy hanolokoloina azy?

...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Fiangonan'Andriamanitra MirayBy Fiami Radio