Malagasy

Tanjon’ny Baiboly


Listen Later

Fantaro hoe nahoana no nisy ny Baiboly ary nahoana Andriamanitra no nanome azy io ho antsika. Manana tanjona lehibe efatra ny Soratra Masina rehetra ary manondro an’I Jesosy avokoa izy ireo. Ireo tanjona efatra ireo dia; (1) Mampahafantatra an’I Jesoa Kristy ho Mpamonjy sy Mpanavotra izao tontolo izao (2) Hahalalantsika ny fizotra ara-tantara ny nahatongavan’I Jesosy teto an-tany (3) Hitarika ny tsy mino ho amin’ny finoana an’I Jesosy (4) ary hanehoana amin’ny mpino hoe ahoana no tian’Andriamanitra hiainantsika.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM