Malagasy

Taolana maina


Listen Later

Nahazo fahitana momba ny saha misy taola-maina i Ezekiela. Naminany tamin’ny taolana izy ka nitambatra ireo ary niampy ozatra sy nofo. Dia hoy ny Tompo: Maminania ny amin'ny fofonaina, dia ny Fanahin'Andriamanitra, mba ho velona ireo vatana ireo. Na inona na inona ezahantsika atao, rehefa tsy misy ny Fanahy, dia ho sarotra amintsika ny hanao azy tahaka ny maha-sarotra ny fanomezana aina vaovao ny taolana efa maina. Ny fiangonana dia tsy maintsy entanin’ny Fanahy Masina raha te hitondra ny Filazantsaran’ny fiainana any amin’ny tontolo maty ara-panahy.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM