Malagasy

Tsarovy ny fahagagana


Listen Later

Ao amin’ny bokin’ny Deoteronomia manontolo, amin’ny toritenin’i Mosesy, dia tsindriany mafy ny maha-zava-dehibe ny fankatoavana ny Tenin’Andriamanitra. Rehefa mankatò ny lalàn’Andriamanitra ny Israely, dia nitahy azy ireo Izy. Rehefa tsy mankatò ny lalàn’Andriamanitra ny Israely, dia tsy mahazo ireo fitahian’Andriamanitra. Ao amin'ny iray amin'ireo toriteny farany nataon'i Mosesy dia nilaza tamintsika izy fa tsy mitahy antsika Andriamanitra satria tsara isika. Fa mitahy antsika Andriamanitra satria tsara Izy ary tia antsika. Izany no atao hoe fahasoavana.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM