Malagasy

Tsy Haiko, Fa Izy Afaka


Listen Later

Natombok’I Jesosy tamin’ny fampianarana ny mpianany ireo toe-po valo izay antsoina koa hoe ‘fahasambarana na fitahiana’ na ‘toe-po sambatra’ ny fampianarany, satria ahitana taratra ny teny hoe “sambatra” avokoa ao anatin’ny anaran’ny toe-po tsirairay. Manome toky I Jesosy fa hitahy ny mpianatra izay manana ireo toetra ireo. Ity teny hoe 'sambatra' ity dia azo adika koa hoe 'faly', 'miroborobo ara-panahy', na koa hoe ‘miaina anaty fahasoavana’. Ny toe-tsaina tsirairay koa dia ahitana teny famaritana ny fampanantenana izay hahatongavan’izany fitahiana izany eo amin’ny fiainan’ilay Mpianatra.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM