Malagasy

Tsy handeha Izy ary tsy ho avy


Listen Later

I Ninive no renivohitry ny fahavalon’Israely, dia ilay fahavalony ratsy indrindra tamin’ny andron’i Jona. Koa rehefa niantso an’i Jona Andriamanitra hankany Ninive sy hitory hafatra momba ny fitsarana ho avy raha tsy mibebaka izy ireo, dia nihazakazaka ilay mpaminany ary niezaka niafina an’Andriamanitra. Nasain’Andriamanitra nibebaka tamin’ny tsy fankatoavana an-tsitrapo anefa i Jona, rehefa natelin’ny hazandrano lehibe izy. Rehefa afaka telo andro tao an-kibon’ilay hazandrano i Jona dia nivavaka sy nibebaka ary nivoady fa hankatò an’Andriamanitra.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM