Malagasy

Tsy ho avy ianao


Listen Later

Rehefa avy nanasitrana ilay lehilahy mandringa teo amin’ny farihin’i Betesda I Jesosy dia nilaza tamin’ireo mpitondra fivavahana fa ampy ny porofo mba haneken’izy ireo fa Izy no ilay Mesia nampanantenaina. Nilaza Izy fa i Mosesy, Jaona Mpanao Batisa, ny feon’Andriamanitra avy any an-danitra, ary ny Soratra Masina dia samy nanohana ny fanambaràny. Namahana olona 5 000 mahery I Jesosy ary nilaza ny tenany ho Mofon’aina. Nampianatra Izy fa ireo izay manatona Azy amin’ny fahavononana hanao izay lazainy dia hahafantatra fa avy amin’Andriamanitra ny fampianarany.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM