Malagasy

Tsy maintsy maraina ny andro


Listen Later

Ao amin’ny Petera faharoa no ianarantsika fa ny fahasoavana sy ny fiadanana dia azo ampitomboina amintsika amin’ny alalan’ny fahalalana an’Andriamanitra sy I Jesoa Kristy Tompontsika. Afaka miditra ao amin’ny tontolon’ny lanitra sy ny fahalalana an’Andriamanitra isika, ary Izy no manome antsika izay rehetra ilaintsika amin’ny fiainana sy ny toe-panahy araka an’Andriamanitra. Hazavain’i Petera fa rehefa tonga eo amin’ny Fahazavan’ny Teny isika, ka mampihatra izany eo amin’ny fiainantsika, dia miposaka ao am-pontsika ny Kintana Maraina ary teraka ao amintsika I Kristy.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM