Malagasy

Vahaolana amin'ny adin-tsaina


Listen Later

Maro no mino fa Andriamanitra dia tokony hitahy ny olona rehetra na inona na inona safidy sy ny faharesen-dahatra nataony sy nohazoniny. Milaza mazava tsara anefa ny Baiboly fa maro amin’ireo fitahiana avy amin’Andriamanitra no misy fepetra. Ny olona voatahy dia tahiana noho ny finoany sy ny safidiny. Mampanantena fitahiana ho an’izay tia sy matahotra an’i Jehovah ary mandeha amin’ny lalany ny Salamo. Ny Salamo 127 dia mampianatra antsika fa ny ankohonana dia iray amin’ireo sehatra lehibe indrindra izay nomen’Andriamanitra antsika ahafahana manorina fiainana.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM