Malagasy

Vahaolana farany avy amin’Andriamanitra


Listen Later

Tao amin’ny toriteniny fahatelo, i Mika dia nilaza fa tian’Andriamanitra hiaina araka ny rariny ny olony, ho tia famindrampo ary handeha amim-panetretena eo anatrehany. Rehefa avy niresaka momba ny tsy fahombiazan’ny mpitondra sy ny fahabangana ara-panahy teo amin’ny Israely sy Joda i Mika, dia nitory hafatra feno fanantenana tamin’ny alalan’ny faminaniana momba ny Mesia. Rehefa tsy nahomby ny fitondran’olombelona tany Jerosalema sy Samaria; ny fahefan’I Kristy kosa mahomby mandrakariva, ary hitondra fiadanana tanteraka ho an’ny olony Izy. Izy no Mpaminany sy Mpisorona ary Mpanjaka tonga lafatra indrindra.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM