Malagasy

Voa, tany ary zanaka


Listen Later

Matetika dia tamin’ny alalan’ny fanoharana no nampianaran’I Jesosy - tantara tsotra misy fahamarinana lalina ara-panahy. Ireo izay manana ny Fanahy Masina hampianatra azy ireo ihany no afaka mahatakatra sy mampihatra ny fanoharana nataony. Ny Matio 13 dia mirakitra fanoharana maro fanta-daza nataon’I Jesosy, ny iray tamin’izany dia mikasika ny mpamboly iray izay namafy voa tamin’ny karazana tany samihafa. Ny voa dia maneho ny Tenin’Andriamanitra, ary ny tany dia maneho izay mandre ny Teny. Tokony hitady hatrany ny ivon’ny fahamarinana raketin’ireo fanoharana ireo isika.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM