Vazaha Miteny Gasy

Yaël - Marine Corps (Miaramila)


Listen Later

Podcast Anay Mitsam - Episode 16 - Yael


Ny Marine Corps any Etazonia dia fantatra ho iray amin'ireo fikambanana miaramila henjana indrindra eran-tany. Angamba izay no nahasarika an'i Yaël hisoratra anarana handray anjara amin'izany. “Marina” zato isan-jato izy ankehitriny ary iainany avokoa ny traikefa sy ny sedra rehetra aterak’izany. Mahafinaritra ny miresaka aminy, fa dia ndao ary mijery sy mihaino an'ilay podcast androany!


Yaël: https://www.facebook.com/iyaelmorgan


SUBSCRIBE ➡️ https://www.youtube.com/@VazahaMitenyGasy


Izahay sy i Tiana no miara-manao hetsika vaovao: Ny Podcast Anay Mitsam! Ilay izy dia sponsorisé par @Taptap Send Madagascar!!! Izay application fandefasana vola ho any i Madagasikara tsotra kely sady tsisy frais d'envoi mihitsy oa!

Ampiasao ny code promo "MILAYBE" raha vao sambany ianao no handefa ka hahazo 10 euros maimaim-poana e ❤️


App: https://taptapsend.onelink.me/Lrab/podcast


FOLLOW Vazaha Miteny Gasy 🇲🇬


💻 Facebook: https://www.facebook.com/vazahamitenygasy/

📸 Instagram: https://www.instagram.com/vazahamitenygasy/

...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

Vazaha Miteny GasyBy Payton Hansen, Austin Bergera