Malagasy

Zavatra nesorina


Listen Later

Ny bokin’ny Tantara dia mitovy vanim-potoana amin’ny tantara ao amin’ny bokin’i Samoela sy ny bokin’ny Mpanjaka. Ny Tantara dia midika hoe zavatra tsy natao na nesorina. Ireo boky ireo dia manasongadina ny fomba fijerin’Andriamanitra ny tantara Hebreo sy ireo Mpanjaka izay nanampy tamin’ny fanarenana, fifohazana, ny famerenana amin’ny laoniny ary ny fanavaozana. Ny fanalahidin'ny fahatakarana ny bokin’ny Tantara dia izao: Ny làlan'Andriamanitra dia tsy làlantsika, ary ny fiheviny dia tsy fihevitsika.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM