Malagasy

Zaza mihalehibe


Listen Later

Ny Deoteronomia dia midika hoe famerenana indray ny Lalàna. Naverina nambara tamin’ny taranaka faharoan’ny vahoakan’Andriamanitra indray ny Lalàna, talohan’ny niampitan’izy ireo an’i Jordana ka niditra tao amin’ny tany Kanana. Ity boky ity dia feno lesona ho an’ireo izay nanapa-kevitra ny handray andraikitra, matotra kokoa, mijery ny fiainany vaovao ao amin’I Kristy ary manolo-tena tanteraka ho Azy. Nampianatra an’ireo tia an’Andriamanitra i Mosesy mba hahalala sy hankatò ny Teniny, ary ny hampita ireo soatoavina ireo amin’ny taranany.
...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

MalagasyBy Foundations by ICM