Sign up to save your podcastsEmail addressPasswordRegisterOrContinue with GoogleAlready have an account? Log in here.
FAQs about AWR Malagasy / Malgache:How many episodes does AWR Malagasy / Malgache have?The podcast currently has 3,008 episodes available.
January 24, 201901_Hafatra ho anao - 02_Asa sy tontolo iainana - 03_Toriteny - 04_Harena ny fahasalamana - 05_Lesona sekoly Sabata01_Mahaiza mampiasa fotoana / 02_Ny voly voatabia / 03_Natao ho mpanarato olona izay manaraka an'i Jesosy / 04_Ny volo Fiz 2 / 05_NY HEVITRY NY PENTEKOSTA HO ANTSIKA (Asa. 2:32–36)...more1h 0minPlay
January 23, 20191 - Hafatra ho anao 2 - Ankizy mahay mankatoa 3 - Toriteny 4 - Tanora mandraay andaraikitra 5 - Lesona Sekoly Sabata1- Matokia an'i Jehovah fa Izy hanome anao fahombiazana / 2 - Nandresy aho / 3 - Fitsanganana amin'ny maty / 4 - Fomba atao ahitana fahombiazana / 5 - Mendrika haka ilay boky ny zanak' ondry...more1h 0minPlay
January 22, 20191 - Hafatra ho anao 2 - Fahasalamana 3 - Toriteny 4 - Fanabeazana 5 - Lesona Sekoly Sabata1 - Aza laniana amin'ny menomenona sy fijerena ny lafiratsin-javatra ny fiainanao / 2 - Fanomezana ranom-batsy ny zaza vao teraka / 3 - Azo atao ny miala amin'ny aretim-po sy rarintsaina / 4 - Dingam-pivoaran'ny zaza 7 - 12 taona / 5 - Ilay boky voaisy tombokase...more1h 0minPlay
January 21, 20191-Hafatra ho anao 2- fahaiza-miaina 3- toriteny 4- Asa sy tontolo iainana 5- Lesona Sekoly Sabata1- Matokia Azy na sarotra aza ny manjo / 2- Andraikitra eo amin'ny fiaraha-monina / 3- Nifidy ho ralahina sy ho anadahinao Jesosy / 4- Voly voatabia / 5- Ilay fivoriana tany an' efitra misy ny seza fiandrianana any an-danitra...more1h 1minPlay
January 20, 20191-Hafatra ho anao 2- Sakafo ara-pahasalamana 3- Toriteny 4- Korina an-kira 5- Lesona Sekoly Sabata1- Aza be fanahiana / 2- Soupe anan'ambo sy legume / 3- Tena avy Izy / 4- Ny fiavian'I Jesosy / 5- Ao amin'ny efitra misy ny seza fiandrianana any an-danitra...more1h 1minPlay
January 19, 201901_Hafatra ho anao - 02_Talilioamiko ny Baiboly - 03_Toriteny - 04_Fianarana Baiboly - 05_Lesona sekoly Sabata01_Tsy irery ianao / 02_II Samoela / 03_Lalàn'ny fahasoavana / 04_Mombany ho avinao fiz 2 / 05_Ny @ ilay zanak'ondry...more1h 0minPlay
January 18, 201901_Hafatra ho anao - 02_Tsara ho fantatra - 03_Toriteny - 04_Fiainam-pianakaviana - 05_Lesona sekoly Sabata01_Ao @ Andriamanitra irery no misy fiainana / 02_Ny fanindry (Vorona) / 03_Miambena / 04_Ny antso an-telefona / 05_Ny hafatr'i Jesosy Kristy ho an'ireo fiangonana fito (fianrana fanampiny)...more1h 0minPlay
January 17, 201901_Hafatra ho anao - 02_Asa sy tontolo iainana - 03_Toriteny - 04_Harena ny fahasalamana - 05_Lesona sekoly Sabata01_Manefy anao ho mafy ny zava-tsarotra lalovanao / 02_Concombre / 03_Manaiky ny ho ateraka indray / 04_Volo fiz 1 / 05_Ireo Kristiana tao @ fiangonan'i Laodikia...more1h 0minPlay
January 16, 20191 - Hafatra ho anao 2 - Ankizy mahay mankatoa 3 - Toriteny 4 - Tanora mandray andraikitra 5 - Lesona Sekoly Sabata1 - Ampy ho anao ny fahasoavako / 2 - Mahay mankasitraka / 3 - Fikasihana fanindroany / 4 - Fitondran-tena modely / 5 - Ny hafatr'i Jesosu hoan'ny fiangonana any Filadelfia...more1h 0minPlay
January 15, 20191 - Hafatra ho anao 2 - Fahasalamana 3 - Toriteny 4 - Fanabeazana 5 - Lesona Sekoly Sabata1 - Mahaiza mankasitraka ny bitika indrindra / 2 - Fisorohana tazomoka eo amin'ny zaza / 3 - Voavonjy tamin'ny ora farany / 4 - Ny dingam-pivoaran'ny zaza 7 - 12 taona 1 / 5 - Ny hafatr'i Jesosy hoan'ny fiangonana tany Sardisy...more1h 0minPlay
FAQs about AWR Malagasy / Malgache:How many episodes does AWR Malagasy / Malgache have?The podcast currently has 3,008 episodes available.