Sign up to save your podcastsEmail addressPasswordRegisterOrContinue with GoogleAlready have an account? Log in here.
FAQs about AWR Malagasy / Malgache:How many episodes does AWR Malagasy / Malgache have?The podcast currently has 3,010 episodes available.
March 26, 20181_ Hafatra ho anao 2_ Fahaiza-miaina 3_ Toriteny 4_ Asa sy tontolo iainana 5_ Lesoana sekoly sabata1- Jesosy no lalana sy fahamarinana / 2 - Ny tena Ray aman-dReny / 3 - Miomana fa ho rava ny tany / 4- Fambolena voankazo 03 / 5 - Mahay mankasitraka an'Andriamanitra amin'ny toe-javatra rehetra iainana...more1h 0minPlay
March 25, 20181_ Hafatra ho anao 2_ Sakafo ara-pahasalamana 3_ Toriteny 4_ Rindram-peo sy tononkalo 5_ Lesoana sekoly sabata1 - Mivavaha dia matokia an'Andriamanitra / 2 - Ovy atao salady / 3 - Sandrin'I Jehovah / 4- Tarika Jacqueline / 5 - fahaiza-mitantana sy ny toe-panahy araka an'Andriamanitra...more1h 0minPlay
March 24, 201801_Hafatra ho anao - 02_Talilio amiko ny Baiboly - 03_Toriteny - 04_Fianarana Baiboly - 05_Lesona sekoly Sabata01_Tahaka ny fampiasana fiday ny fampiasana Baiboly / 02_Rota toko faha 4 / 03_Fifandraisana mamonjy fiazarana voalohany / 04_Salama sy masina / 05_Ny vokatry ny fahaizana mitantana...more1h 0minPlay
March 23, 201801_Hafatra ho anao - 02_Tsara ho fantatra - 03_Toriteny - 04_Fiainam-pianakaviana - 05_Lesosna sekoly Sabata01_Kristiana tapatapany sa Kristiana @ fotoana rehetra? / 02_Diabeta ABC / 03_Mahasambatra kokoa ny manome / 04_Fintina / 05_Fahazaran'ny mpitantana tsara fianrana fanampiny...more1h 0minPlay
March 22, 201801_Hafatra ho anao - 02_Asa sy tontolo iainana - 03_Toriteny - 04_Harena ny fahasalamana - 05_Lesona sekoly Sabata01_Aoka ho androm-pitahiana ny andronao anio / 02_Fanomanana ny tany fizarana 1 / 03_Mamela ny elony / 04_Zava-manery sy sakafo miaro @ ati-doha / 05_Ny fahononan-tena...more1h 0minPlay
March 21, 20181 -Hafatra ho anao 2 -Ankizy mahay mankatoa 3 -Toriteny 4 -Tanora mandray andraikitra 5 -Lesona Sekoly Sabata1 =Mifampivavaha mba ho sitrana ianareo / 2 -Voninkazo mahafinaritra / 3 -Ilay vohitry ny fanantenana / 4 -Tanora sy ny fianarana (ratsy fihary, antitra vao ratsy laoka) / 5 -Mitahiry ny vatana sy ny saina ary ny Fanahy ho salama...more1h 0minPlay
March 20, 20181 -Hafatra ho anao 2 -Fahasalamana 3 -Toriteny 4 -Fanabeazana 5 -Lesona Sekoly Sabata1 -Ampitahainao @ iza ny fahafahan'Andriamanitra manampy anao / 2 -Soja sy ny Sinoa / 3 -Hanamasina an'iza? / 4 -Ny zaza sy ny tontolom-pivoarany / 5 -Mampiasa ny fotoana am-pahendrena...more1h 0minPlay
March 19, 20181_ Hafatra ho anao 2_ Fahaiza-miaina 3_ Toriteny 4_ Asa sy tontolo iainana 5_ Lesoana sekoly sabata1- Mivadibadika ny fiainana, misy farany ny atao / 2- Fianakaviana mifandray / 3- Jesosy no lalana / 4- Fambolena voankazo 02 / 5- Fahazarana tsara, Miandry ny fihavian'ny Tompo...more1h 0minPlay
March 18, 20181_ Hafatra ho anao 2_ Sakafo ara-pahasalamana 3_ Toriteny 4_ Feon’ny mpihaino 5_ Lesoana sekoly sabata1- Kristiana ve hianao sa anarany fotsiny / 2- Endin'ovy / 3- Mangeja sa manafaka / 4- Mlala - Andriamanitra mamaly vavaka / 5- Fahazarana tsara, mametraka an'Andriamanitra ho lohany...more1h 0minPlay
March 17, 201801 - Hafatra ho anao - 02_Talilio amaiko ny Baiboly - 03_Toriteny - 04_Fianarana Baiboly - 05_Lesona sekoly Sabata01_Efa manomana toerana any andanitra ve ianao? / 02_Rota toko faha 03 / 03_Fanomezam-pahasoavan'ny fifandraisana / 04_Fahaiza-mankasitraka sy tahiry azo antoka / 05_Ireo fahazaran'ny mpitantana tsara...more1h 0minPlay
FAQs about AWR Malagasy / Malgache:How many episodes does AWR Malagasy / Malgache have?The podcast currently has 3,010 episodes available.