Ny Fanasana amboninโny fanasana rehetra โ Matio 11:28 Isaky ny alakamisy dia arahintsika eto aminโny pejy ny fandaharana ๐ญ๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐๐ ๐๐๐๐๐๐๐ izay mandeha aminโny Radio Vaovao Mahasoa 106.8ย MHz isanโandro aminโny 5:45 ora maraina. Mahafaly anay ihany koa ny mampandre antsika fa misokatra ny chaine Youtubeย https://www.youtube.com/@fahamarinanaiainana1ย ho antsika izay tsy afaka maheno ity fandaharana aminโny onjam-peo ity ka [โฆ]