Sign up to save your podcastsEmail addressPasswordRegisterOrContinue with GoogleAlready have an account? Log in here.
FAQs about 3M Publishing:How many episodes does 3M Publishing have?The podcast currently has 4 episodes available.
February 06, 2025Fahamarinana iainana – Lioka 11:4Ny fahamarinana ao amin’ny Lioka 11:4 dia ny Toe-panahy mahay mamela heloka. Aza hadinoina fa mbola mitohy hatrany ny fandaharana Fahamarinana iainana izay mandeha amin’ny Radio Vaovao Mahasoa 106.8 MHz isan’andro amin’ny 5:45 ora maraina. Tombony lehibe ho antsika ny fananana izany fandaharana izany izay mitondra fampaherezana avy amin’ny tenin’Andriamanitra. Truth For Life with Alistair […]...more11minPlay
January 09, 2025Fahamarinana iainana – Matio 11:28Ny Fanasana ambonin’ny fanasana rehetra – Matio 11:28 Isaky ny alakamisy dia arahintsika eto amin’ny pejy ny fandaharana 𝑭𝒂𝒉𝒂𝒎𝒂𝒓𝒊𝒏𝒂𝒏𝒂 𝒊𝒂𝒊𝒏𝒂𝒏𝒂 izay mandeha amin’ny Radio Vaovao Mahasoa 106.8 MHz isan’andro amin’ny 5:45 ora maraina. Mahafaly anay ihany koa ny mampandre antsika fa misokatra ny chaine Youtube https://www.youtube.com/@fahamarinanaiainana1 ho antsika izay tsy afaka maheno ity fandaharana amin’ny onjam-peo ity ka […]...more10minPlay
January 02, 2025Fahamarinana iainana – Genesisy 1:1Ny Genesisy 1:1 no hojerentsika androany ka ny fahamarinana izay hitantsika ao anatin’izany dia hoe Mpanjakan’ny zava-boahary Andriamanitra! Raha mety ianao dia makà toerana milamina tsara handinika sy hihaino ity fampianarana ity ka rehefa izany dia mivavaha mba ahafahanao miaina izany! Manasa anao hatrany hanaraka mivantana ny fandaharana Fahamarinana iainana ao amin’ny Radio Vaovao Mahasoa 106.8 […]...more11minPlay
December 31, 2024Fahamarinana iainana – IntroMifarana ny taona. Manasa anao izahay hanao jery todika kely ny zava-bitanao/niainanao nandritra ity taona ity.Ny fanontaniana tsara apetraka dia hoe: Nitombo ara-panahy ve ianao? Nianaranao sy niainanao ve ny teniNy ary nanatratra ny ohatry ny fahafenoan’i Kristy ve ianao? Te hanampy anao amin’izany izahay ho an’io taona ho avy io, koa izany indrindra ny […]...more3minPlay
FAQs about 3M Publishing:How many episodes does 3M Publishing have?The podcast currently has 4 episodes available.