“Ary rehefa harivan'ilay andro voalohany amin'ny herinandro, raha voarindrina ny varavaran'izay niangonan'ny mpianatra, noho ny fahatahorana ny Jiosy, dia tonga Jesosy ka nitsangana teo afovoany, dia nanao taminy hoe: Fiadanana ho anareo” « Le soir de ce jour, qui était le premier de la semaine, les portes du lieu où se trouvaient les disciples étant fermées, à cause de la crainte qu`ils avaient des Juifs, Jésus vint, se présenta au milieu d`eux, et leur dit: La paix soit avec vous! » (Jean 20.19)Lectures : 1 – Actes 5. 12-162 – Apocalypse 1. 9-19 3 – Jean 20. 19 - 31