Fandaharana manokana mikasika an'i Apostoly Benjamina
Ny niandohany amin'ny filazantsara
Iza moa i rahalahy Benjamina, avy aiza izy?
Nahoana izy no voantso ho Pasitera
Ary tamin'ny oviana izy no voahosotra ho Apostoly
Ho renesinao ato anatin'ity fandaharana ity avokoa :
ireo fijoroana vavolombelona maro samihafa
ny asan'Andriamanitra nataony tamin'i Apostoly Benjamina
ireo vavaka, toriteny, fametrahan-tanana, fahagagana sy fanasitranana maro samihafa