Storytown

Protéger les plus vulnérables : défis et solutions pour Madagascar


Listen Later

Amin’ity fizarana manokana ity dia hiresaka lohahevitra tena ilaina isika : ny fiarovana ara-tsosialy. Inona marina moa izany ? Iza avy no afaka mahazo tombontsoa amin’izany ? Ary nahoana no tena zava-dehibe ho an’ny fampandrosoana maharitra ?

Miaraka amin’i Tahiana sy Rachelle, manam-pahaizana avy ao amin’ny Banky Iraisam-pirenena, dia handinika ny zava-misy eto Madagasikara isika, ny fandaharan’asa efa misy, ary koa ny fanamby amin’ny famolavolana sy fizarana ny fanampiana ara-tsosialy.

Hamaly ihany koa isika amin’ny fanontaniana lehibe : ny fiarovana ara-tsosialy ve dia fanomezana fotsiny sa tena fitaovana hanohanana ny fampandrosoana ? Ahoana no hahazoana antoka ny mangarahara, ny rariny, ary ny fahombiazan’ireo rafitra ireo ?

Fizarana tsy tokony ho adino, hahatonga antsika hahafantatra bebe kokoa ny olana ary hanana saina misokatra amin’ny politika ara-tsosialy rariny kokoa.

--

Dans cet épisode spécial, nous abordons un sujet essentiel : la protection sociale. Qu’est-ce que c’est exactement ? Qui peut en bénéficier ? Et pourquoi est-elle cruciale pour le développement durable ?

Avec notre Tahiana et Rachelle, experts de la Banque mondiale, nous faisons le point sur la situation actuelle à Madagascar, les programmes déjà en place, et les défis liés à la conception et à la distribution de l’aide sociale.

Nous répondons aussi à des questions clés : la protection sociale, est-ce un simple don ou un véritable levier de développement ? Comment garantir la transparence, l’équité et l’efficacité de ces dispositifs ?

Un épisode incontournable pour mieux comprendre les enjeux et imaginer des politiques sociales plus justes.

...more
View all episodesView all episodes
Download on the App Store

StorytownBy PGM Podcast Agency