Amin’ity fizarana ity dia hiresaka momba ny fambolena eto Madagasikara isika: anisan’ny sehatra lehibe indrindra amin’ny toekarena sy ny asa, saingy mbola ambany ny vokatra ary tsy afaka mamaly ny filàn’ny mponina.
Miaraka amin'i Mampionona Amboarasoa, manam-pahaizana avy amin’ny Banky Iraisampirenena, iray no handinika ny:
Olana fototra mianjady amin’ny tantsaha Malagasy,
Fiantraikan’ny fiovan’ny toetr’andro, vahaolana ara-teknika sy ara-drafitra,
Fifandraisan’ny fambolena sy ny ady amin’ny tsy fanjarian-tsakafo ary ireo tetikasa nahomby sy tsara refesina
Ny fambolena tokoa no manome sakafo ampy ho an’ny rehetra sy afaka hitondra fampandrosoana maharitra ho an’ny firenena.
---
Dans cet épisode, nous nous penchons sur le rôle clé de l’agriculture à Madagascar : un pilier de l’économie et de l’emploi, mais dont les rendements restent faibles et insuffisants pour nourrir toute la population.
Avec Mampionona Amboarasoa, expert de la Banque mondiale, nous analysons les causes profondes qui pèsent sur les petits exploitants agricoles, les impacts du changement climatique, et les solutions à la fois techniques et structurelles.
Nous explorons également les liens entre agriculture et lutte contre l’insécurité alimentaire, à travers des projets concrets, mesurables et porteurs d’espoir.
Car oui, l’agriculture peut – et doit – nourrir durablement le pays tout en contribuant à son développement à long terme.