Sign up to save your podcastsEmail addressPasswordRegisterOrContinue with GoogleAlready have an account? Log in here.
Podcasts Echos de Madagascar. Paroles des acteurs de la cité et témoignage de la population sur leur vie quotidienne. Akon'i Madagasikara. Tenin'ireo mpisehatra ao amin'ny tanàna sy fijoroana ho vavol... more
FAQs about Akon'i Gasikara:How many episodes does Akon'i Gasikara have?The podcast currently has 69 episodes available.
January 18, 2024Tsy fahandriampahalemana vokatry ny jiro tapakaTsy milamina ny eny Ankazomanga noho ny fahatapahan'ny jiro matetika. Miaina lavitry ny fahadriampahalemana ny mponina. (Loharano : KoloTv)...more3minPlay
December 23, 2023Tsy vahaolana ny Jiro KapoakaNaresaka nandritry ny propagandy 2023 ny fizarana jiro eraky ny tanàna. Tsy vahaolana hialana @delestazy io hoy ny mpiara-monina. Nahazo anarana malaza ho Jiro Kapoaka. (Loharano : KoloTv)...more2minPlay
July 18, 2023Ny Malagasy sy ny kabary RajoelinaHevitry ny Malagasy mikasika ny kabary nataon'i Andry Rajoelina. An'isan'izany ny fizakany zo-pirenena frantsay. Ahoana ny fahitan'ny eny an-dalambe ny kabary fanadiovan-tena nataony. (Loharano : KoloTv)...more3minPlay
June 30, 2022Profesora James Ratsima mametraka faontanianaAmin’izao vanim-potoana manahirana ny firenena izao dia mametraka fanontaniana vitsivitsy ny Profesora James Ratsima, izay miandry valiny avy amin’ny fitondrana. Mikasika ny fanomanana ny fifidianana eto Madagasikara, miavaka ireo fanomezam-boninahitra fotsiny tsy misy atiny. Manao izany hahazoana seza fotsiny ireo mpanao politika, dia manadino ny vahoaka indray rehefa tafapetraka eo amin’ny seza....more2minPlay
September 23, 2021Profesora Ranjeva sy ny fampianaranaManamariva ny Profesora Raymond Ranjeva fa zavadehibe ny fampianarana ny Malagasy. Ilaina io iatrehana ny sy hanatsarana ny hoavin'i Madagasikara (Loharano : Midi Madagasikara)...more2minPlay
August 31, 2021Profesora Ranjeva : ny toekarena malagasyDinika ataon'i Profesora Raymond Ranjeva mikasika ny toekarena malagasy. Songadiny ahitana fanazavana mahatonga antsika raikitra anaty fahantrana na dia maro aza ireo harena eto @ firenentsika....more3minPlay
July 29, 2021Profesora Ranjeva manazava ny fahalementsika MalagasyFanazavan'ny Ray aman-dreny, Profesora Raymond Ranjeva, ny fahalementsika Malagasy, izay antony voalohany manakana antsika hivoatra sy handroso. (Loharano : Midi Madagasikara)...more2minPlay
June 14, 2021Ny vaovao sy ny mpanao gazetyGazety, radio, fahitalavitra ary ankehitriny ny tambazotra sy ny vohikala... ireo fampitam-baovao isan-karazany dia manana toerana lehibe eo amin'ny fiarahamonina sy fahamasinana ny demokrasia. Ahoana ny momba ireo eto Madagasikara ?...more4minPlay
May 22, 2021Fiboahana sy fiantrekany @ adavan'androMbola mitohy ihany ny ady amin'ny valanaretina Covid-19. Miverina mihiboka indray ny firenena. Misy fiantrekany amin'ny fiainan'ny tsirairay izany....more5minPlay
May 10, 2021Vakisiny Covid-19Tonga eto Madagasikara ny vakisiny hiarovana amin'ny valanaretina covid-19. Ahoana ny fandraisan'ny tsirairay izany vaovao izany ?...more2minPlay
FAQs about Akon'i Gasikara:How many episodes does Akon'i Gasikara have?The podcast currently has 69 episodes available.