Sign up to save your podcastsEmail addressPasswordRegisterOrContinue with GoogleAlready have an account? Log in here.
Ny Fiangonan'Andriamanitra Miray dia mpikambana amin'ny United Church of God, Fikambanana Iraisam-pirenena, Vondrom-paritra Afrika Atsinanana. Mitory ny Filazantsara ary manomana vahoaka ho amin'ny Fa... more
FAQs about Fiangonan'Andriamanitra Miray:How many episodes does Fiangonan'Andriamanitra Miray have?The podcast currently has 193 episodes available.
September 03, 2021Ny Mpitaingin-tsoavaly 4 ao amin'ny Apôkalypsy 6 - Fiz. 2Fampitahana ilay mitaingina soavaly Fotsy ao amin'ny Apôkalipsy 6 sy ilay ao amin'ny mitaingina Soavaly Fotsy ao amin'ny Apôkalipsy 19. Ny Soavaly Mena, Mainty, Hatsatra...more1h 1minPlay
September 03, 2021Ny Mpitaingin-tsoavaly 4 ao amin'ny Apôkalypsy toko faha-6Ezekiela 14, Matio 24, Apokalypsy 6: 1-6...more58minPlay
September 03, 2021Ny Mpitaingin-tsoavaly 4 ao amin’ny Apokalypsy 6Tenin'Andriamanitra : Ezekiela 5:12-17, Matio 24:4-14, Apokalypsy 6:1-11...more1h 0minPlay
August 27, 2021Fahamarinana momba ny Sabata - Fiz 2Fandalinana momba ny atao hoe Sabatan'i Jehovah...more1hPlay
August 27, 2021Fahamarinana momba ny Sabata - Fiz 1Inona no atao hoe Sabatan’i Jehovah? Ahoana no fitandremana azy?...more59minPlay
August 27, 2021Fitandremana ny andro masin'Andriamanitra - Fiz 2Nanendry fotoam-pivavahana hitsaharana sy hanaovana fivoriana masina ho Azy Jehovah. Paska, Mofo Tsy Misy Masirasira, Pentekosta. Tsy maintsy any Jerosalema ve no hitandremana ny fety? Mbola mila mitondra biby atao fanatitra ihany sy vary tririka koa ve?...more54minPlay
August 27, 20212021-08-21- Ny antony tsy maintsy hitandreman'ny Kristiana ny andro masin'Andriamanitra - Fiz 1Inona no antony tsy maintsy hitandreman'ny Kristiana ny andro masin'Andriamanitra? Eksodosy 31:12-18, Marka 3:1-6, 2 Petera 3:8-10. Raha Andriamanitra no manendry fotoana hivavahana Aminy, dia tokony hanendry fotoana hafa ve ny olombelona? Mbola tokony hotandremana ve ny andro firavoravoana voatendrin’i Jehovah?...more59minPlay
August 27, 2021Fitandremana ireo Andro Masin’Andriamanitra - Fiz 3Trompetra, Fanavotana, Tabernakely, Fara-Fivoriana...more35minPlay
August 14, 20212021-08-14 - Ny Fetin’ny Trompetra sy ny fahateraham-baovaoNy Hevi-panahin'ny andro firavoravoana fahatsiarovana amin'ny Fitsofana Trompetra no manambara ny fahateraham-baovao, rehefa miverina i Kristy....more26minPlay
August 14, 20212021-08-14 - Fahamarinana momba ny Sabata - Fiz. 2Inona no hevi-panahin'ny Sabata? Nahoana no tokony hitandrina ny Sabata isika?...more1h 0minPlay
FAQs about Fiangonan'Andriamanitra Miray:How many episodes does Fiangonan'Andriamanitra Miray have?The podcast currently has 193 episodes available.