Sign up to save your podcastsEmail addressPasswordRegisterOrContinue with GoogleAlready have an account? Log in here.
Ny Fiangonan'Andriamanitra Miray dia mpikambana amin'ny United Church of God, Fikambanana Iraisam-pirenena, Vondrom-paritra Afrika Atsinanana. Mitory ny Filazantsara ary manomana vahoaka ho amin'ny Fa... more
FAQs about Fiangonan'Andriamanitra Miray:How many episodes does Fiangonan'Andriamanitra Miray have?The podcast currently has 193 episodes available.
December 06, 2021Inona no antom-pisian'ny Fiangonan'Andriamanitra?Tamin’ny andro Pentekosta no niorenan'ny Fiangonana Kristiana voalohany (Asan’ny Apostoly 2). An'arivony maro no natao batisa tamin’ny anaran’i Jesosy tamin'io andro io. Inona no antom-pisian'ny Fiangonan'Andriamanitra? Azonao henoina ato ny momba izany....more25minPlay
December 05, 2021Miara-mandeha amin'Andriamanitra ny tena KristianaGenesisy 5: 21-24Jaona 15: 1-16Hebreo 11: 8-19 - Tsy isalasalana fa namiratra tamin’ny hatsaram-panahy i Enoka. Mariho izay lazain’ny Baiboly mikasika azy. Ny filazana hoe “nafindran’Andriamanitra Enoka ka tsy hita” dia azo ampitahaina amin’ny namindran’Andriamanitra ny mpaminany Elia, izay voalaza fa nampiakarina tamin’ny tafio-drivotra ho any an-danitra ka tsy hita. Azonao arahina ao amin'ny tranokalan’ny Fiangonan’Andriamanitra Miray ny lahatsoratra mirakitra ny toriteny sy ny Sekoly Sabata, ao amin'ny fizarana hoe "Fiainana Kristiana": Https://fiamiray.blogspot.com...more1h 4minPlay
November 27, 2021Fiainana Kristiana - Sabatan'i Jehovah: Famantarana - (Fiz. 2) - 1 Korintiana 5: 1-14Jehovah Andriamanitra Ray dia nanao ny andro Sabata ho fitsaharana sy fanaovana fivoriana masina ho Azy. Fotoana hifadiana ny ratsy rehetra koa ary mitaky Fahamarinana sy Fahamasinana (1 Korintiana 5: 1-14). Manana ny hevi-panahiny ireny andro masina ireny. Anio, ny Paska ary ny Mofo Tsy Misy Masirasira no lohahevitra. Ny toriteny dia azonao vakiana ao amin'ny https://fiamikristiana.blogspot.com/p/sabatani-jehovah-famantarana-fiz2.html?m=0...more46minPlay
November 27, 2021Fiainana Kristiana - Sabata andro fahafito sy Sabata fito isan-taona : Famantarana (Fiz. 1)Ny fiainana kristiana dia fomba fiaina iray. Ny Sabata no fifamantarana eo amin'Andriamanitra Mpamorona sy ny olombelona. Ezekiela 20:9-20, Lioka 14:1-13, 1 Korintiana 5: 1-14. Azonao vakiana ao amin’ny tranokala ny andininy rehetra: https://fiamikristiana.blogspot.com/p/sabata-andro-fahafito-sy-sabata-fito.html?m=0...more1h 10minPlay
October 25, 2021Fara-FivorianaNy Fara-fivoriana dia andro fitsaharana sy firavoravoana farany aorian'ny Fetin’ny Tabernakely. Antsoina koa hoe "andro fahavalo" izy. Inona no hevi-panahin'ny andro firavoravoana Fara-Fivoriana? Nahoana isika no tsy maintsy mitandrina izany? Manambara Inona eo amin'ny Planin’ny Famonjena io fotoana io? Isaia 65, Matio 25, Apokalypsy 20. Fanazavana fanampiny: Manasa anao Hamaky ny Toriteny ao amin’ny tranokalan’ny Fiangonan’Andriamanitra Miray : https://fiamiray.blogspot.com...more1h 40minPlay
October 21, 2021Famintinana ny andro firavoravoana amin'ny volana fahafitoNy Andro Firavoravoana voatendrin'i Jehovah amin’ny volana fahafito dia ny Trompetra, andro Fanavotana, ny Fetin'ny Tabernakely, ary ny Fara-fivoriana. (Levitikosy 23)...more1h 15minPlay
October 07, 2021Fety fankalazana tontolo tsara kokoaNy Fetin'ny Tabernakely dia fankalazana tontolo tsara kokoa noho izay misy ankehitriny....more30minPlay
October 07, 2021Voatendry ho mpanjaka sy mpisoronaNy olona masina dia izay mitandrina ny didin'Andriamanitra sy ny finoana an’i Jesosy Kristy. Izay maharesy dia voatendrin'Andriamanitra ho mpisorona sy mpanjaka miaraka amin'i Jesosy Kristy ao amin'ny Fanjakan'Andriamanitra....more34minPlay
September 14, 2021Ny Andro Fanavotana - Fiz 1Ny Andro Fanavotana dia voalaza ao amin'ny Levitikosy 23 sy Levitikosy 16. Fanazavana fanampiny : Https://fiamiray.blogspot.com...more47minPlay
September 12, 2021Fandroahana an'i AzazelaSabata mialoha ny Andro Fanavotana : Ezekiela 28:11-17, Lioka 8:26-36, Apokalypsy 20:1-3....more1h 3minPlay
FAQs about Fiangonan'Andriamanitra Miray:How many episodes does Fiangonan'Andriamanitra Miray have?The podcast currently has 193 episodes available.