Sign up to save your podcastsEmail addressPasswordRegisterOrContinue with GoogleAlready have an account? Log in here.
Ny Fiangonan'Andriamanitra Miray dia mpikambana amin'ny United Church of God, Fikambanana Iraisam-pirenena, Vondrom-paritra Afrika Atsinanana. Mitory ny Filazantsara ary manomana vahoaka ho amin'ny Fa... more
FAQs about Fiangonan'Andriamanitra Miray:How many episodes does Fiangonan'Andriamanitra Miray have?The podcast currently has 193 episodes available.
March 29, 2022Fanadiovana ny TempolyFanomanana ny Paska sy ny Mofo Tsy Misy Masirasira...more28minPlay
March 27, 2022Miomàna ho amin'ny fampakaram-badin'ny Zanak'ondryInona no atao hoe mitandrina ny didin'Andriamanitra sy ny lalany? Inona no atao hoe manatanteraka ny sitrapon'Andriamanitra?Inona no fiomanana tokony hataotsika ho amin'ny fampakaram-badin'ny Zanak'ondry raha isika no fofombadin'i Kristy?...more24minPlay
March 25, 2022Mizotra mankaiza ny fiafaran'ny fiainantsika?Inona no ambaran'ny Soratra Masina momba ny hetsika any Rosy? Inona no tokony hataontsika?...more45minPlay
March 20, 2022Ireo Irak'Andriamanitra sy ny Hafatra NentinyAndriamanitra naniraka an'i Jesosy hitondra hafatra ho an'ny olombelona rehetra. Inona no hafatra nentiny sy anirahany antsika koa? Malakia 3:1-6, Lioka 1:13-17, Asa 10:34-48. Ny toriteny dia azonao vakiana manontolo koa ao amin'ny tranokalan’ny Fiangonan’Andriamanitra Miray, ao amin'ny lohahevitra FIANGONANA - https://fiamiray.blogspot.com...more33minPlay
March 13, 2022Inona no Filazantsara Marina? Fiz. 2Inona no Filazantsara Marina? Tenin'Andriamanitra : Salamo 2:1-12, Jaona 11:47-57, Galatiana 1:6-12...more46minPlay
March 12, 2022Ny nakan'ny devoly fanahy an'i Jesosy sy ny Filazantsaran'ny Fanjakan'AndriamanitraRehefa vita batisa, Jesosy Kristy dia naharesy ny fakampanahy ary nitory ny Filazantsaran'ny Fanjakan'Andriamanitra Izy. Izy Ilay Mesia Andriana nambara ao amin'ny bokin'i Daniela. Ny fametrahan-tanana aorian'ny batisa no fomba handraisana ny Fanahy Masina....more46minPlay
March 06, 2022Ny Fiangonana: Reny Ara-panahyNy Fiangonana no Reny Ara-panahy mitaiza antsika, manorotoro sy manabe antsika, mba hahatonga ny fahateraham-baovao ho zanak'Andriamanitra, mpandova ny teny fikasan'Andriamanitra. Tenin'Andriamanitra: Isaia 2:1-4, Jaona 15:1-10, Galatiana 4:22-28...more36minPlay
March 02, 2022Maharitra amin'ny Finoan'i KristyApokalypsy 14: 12. "Indro ny faharetan'ny olona masina, dia izay mitandrina ny didin'Andriamanitra sy ny finoana an'i Jesosy."...more18minPlay
March 02, 2022Ny Didy Folo sy ny Filazantsaran'ny Fanjakan'AndriamanitraNy Didy Folo no lalàna ao amin'ny Fanjakan'Andriamanitra. Andeha hofantarina ny momba izany. Ny lahatsoratra mirakitra ny toriteny dia azonao vakiana ao amin'ny tranokalan’ny Fiangonan’Andriamanitra Miray....more57minPlay
March 02, 2022Miomàna hanambady an'i KristyNy fiangonan'Andriamanitra masina sy marina no lazaina fa fofombadin'i Kristy. Mila fiomanana ny fiangonana mba ho vonona tsara rehefa tonga ny fampakaram-bady. Inona no fiomanana tsy maintsy hatao amin'izany?« Aoka isika hifaly sy ho ravoravo ka hanome voninahitra Ary; fa tonga ny fampakaram-badin'ny Zanak'ondry. Ka efa niomana ny vadiny. » (Apokalypsy 19:7)...more1h 32minPlay
FAQs about Fiangonan'Andriamanitra Miray:How many episodes does Fiangonan'Andriamanitra Miray have?The podcast currently has 193 episodes available.