Sign up to save your podcastsEmail addressPasswordRegisterOrContinue with GoogleAlready have an account? Log in here.
Ny Fiangonan'Andriamanitra Miray dia mpikambana amin'ny United Church of God, Fikambanana Iraisam-pirenena, Vondrom-paritra Afrika Atsinanana. Mitory ny Filazantsara ary manomana vahoaka ho amin'ny Fa... more
FAQs about Fiangonan'Andriamanitra Miray:How many episodes does Fiangonan'Andriamanitra Miray have?The podcast currently has 193 episodes available.
April 20, 2022MTMM Andro faha-4Eksodoay 14:5-14, Hebreo 4:14-16. Ny fanekena ny ran'i Kristy hamonjena antsika, dia tsy mamela antsika hanota intsony. Fampitahana ny fanandevozana sy fanafahan'Andriamanitra ny Zanak'Isiraely tany Egypta, i Lota sy ny ankohonany tao Sodoma, ary ny Kristiana amin'ny fahotana....more29minPlay
April 17, 202215 Abiba: Andro 1 MTMM - Fiz 1Inona no tanjon'ny Mofo Tsy Misy Masirasira? 15 Abiba: Andro firavoravoana MTMM - Fiz 1 - Eksodosy 13 : 1-10, Matio 16: 6-12, 1 Korintiana 5 : 1-13...more37minPlay
April 17, 202214 Abiba: Paskan'i Jehovah - Fiz 2: Mofo sy DivayMofo sy Divay ary ny hafatra avy amin'ny Tenin'Andriamanitra...more16minPlay
April 17, 202214 Abiba: Paskan'i Jehovah - Fiz 1: Fanasan-tongotraFiz 1: Fanasan-tongotra...more22minPlay
April 17, 202215 Abiba: Andro 1 MTMM - Fiz 2Eksodosy 13 : 1-10, Matio 16: 6-12, 1 Korintiana 5 : 1-13. Natao ho an'ny olombelona rehetra ny famonjena sy ny andro firavoravoana voatendrin'i Jehovah, planin'ny famonjena. Inona marina no tanjon'Andriamanitra amin'ny fifadiantsika ny masirasira amin'ny herinandron'ny Paska? Inona no tanjon'ny Mofo Tsy Misy Masirasira? 15 Abiba: Andro firavoravoana MTMM - Fiz 2...more38minPlay
April 17, 2022Fahatakarana ny Paska2022-04-09-Fiz 1 Fahatakarana ny hevipanahin'ny Paska...more55minPlay
April 03, 2022Ny Taom-baovaon'i Jehovah1 Abiba, voaloham-bolan'i Jehovah. Fizarana 2: Sekoly Sabata. Fomba fitandremana ny Paska vaovao, ny ny fotoana, ary ny Mofo Tsy Misy Masirasira....more35minPlay
April 03, 2022Volana Abiba, voaloham-bolan'i Jehovah(2022-Apr-02) Eksodosy 12: 1-17, Jaona 12: 1-16, 1 Kor 5: 6-8 - Taom-baovaon'i Jehovah Andriamanitra. 10 Abiba: Fanokanana ny Zanak'ondrin'ny Paska sy fanokanana an'i Jesosy Kristy ho Mpanjaka. Manatrika fiana Jehovah rehefa manamasina ireo androny masina ny olony....more57minPlay
March 31, 2022Miara-mandeha amin_Andriamanitra ny tena KristianaAbrahama sy Mosesy dia niara-nandeha tamin'Andriamanitra. Inona no tokony hataontsika Kristiana ankehitriny mba hiarahantsika mandeha amin'i Kristy? Sekoly Sabata eto amin'ny Fiangonan’Andriamanitra Miray Miray. 04 Dec 2021...more50minPlay
March 30, 2022Andriamanitra Mpahary"Andriamanitra Mpahary" - Jehovah Andriamanitra Ray sy ny Teny no nahary ny zavatra rehetra. Ireo anjely maro be dia Niara-nihoby rehefa namorona ny zavatra rehetra Andriamanitra. Notendren'Andriamanitra hanapaka ny tany i Losifera, nefa nanota tamin'Andriamanitra izy, ary nitaona ny anjely namany hikomy tamin'Andriamanitra. Nisy ady tany an-danitra... Ary tonga foana sady tsisy endrika ny tany... Nanavao ny endriky ny tany Andriamanitra, ary namorona ny olombelona koa Izy. Inona no antony namoronan'Andriamanitra ny olombelona? Azonao fantarina ato ny andininy rehetra. RR. Sylvere Rafidiherimanantsoa, Fiangonan'Andriamanitra Miray, 2022/01/01...more25minPlay
FAQs about Fiangonan'Andriamanitra Miray:How many episodes does Fiangonan'Andriamanitra Miray have?The podcast currently has 193 episodes available.