Sign up to save your podcastsEmail addressPasswordRegisterOrContinue with GoogleAlready have an account? Log in here.
Ny Fiangonan'Andriamanitra Miray dia mpikambana amin'ny United Church of God, Fikambanana Iraisam-pirenena, Vondrom-paritra Afrika Atsinanana. Mitory ny Filazantsara ary manomana vahoaka ho amin'ny Fa... more
FAQs about Fiangonan'Andriamanitra Miray:How many episodes does Fiangonan'Andriamanitra Miray have?The podcast currently has 193 episodes available.
June 19, 2022Firehetam-po amin'ny Fahamarinana ho amin'ny PentekostaIreo Zanak'Isiraely tany Sinay dia nanana firehetam-po amin'ny fahamarinana rehefa nahita ireo asa lehiben’Andriamanitra. Jesosy Kristy koa dia nirehitra tamin'ny fitiavana an'Andriamanitra ka tsy namela ny tranony hatao fivarotana. Isika Fiangonan’Andriamanitra koa dia tokony hitoetra amin'izany. Ahoana? Eksodosy 19: 1-8, 1 Korintiana 14: 12-17, Jaona 2: 13-17...more38minPlay
June 14, 2022FampaherezanaIsika no Isiraely ara-panahy ary araka izany, dia mandova ny teny fikasan'Andriamanitra nomeny ny olony isika, raha maharitra amin'ny Finoan'i Kristy sy mitandrina ny didin'Andriamanitra....more10minPlay
June 14, 2022Batisa amin'ny Rano - Fiz.2Ny Batisan'ny Rano, Batisan'ny Fibebahana. Inona no tsara ho fantatra momba ny Batisa? Inona ilay hoe miara-maty, miara-milevina, ary miara-mitsangana amin'i Kristy?...more35minPlay
June 12, 2022Pentekosta: Fetin’ny voaloham-bokatraNy Pentekosta dia fetin'ny voaloham-bokatra ary fotoana nanorenan'Andriamanitra ny ankohonany. Levitikosy 23: 15-17, Lioka 24: 49-53, Asa 2: 1-5...more48minPlay
June 06, 2022Faneken'Andriamanitra amin'ny Fiangonana ny PentekostaAndriamanitra dia nanao fanekena tamin'ny Zanak'Isiraely tamin'ny nanomezany ny Didy Folo tao an-tendrombohitra Sinay. Manavao ny fanekeny amin'ny olona Andriamanitra tamin'ny nanomezany ny Fanahy Masina. Eksodosy 20:1-17, Lioka 19:11-17, Asan'ny Apostoly 2:16-21...more52minPlay
May 31, 2022Pentekosta : Fanamafisana ny Fanekena eo amin'Andriamanitra sy ny olonyInona no andro Pentekosta voalohany? Ahoana no fomba fanisana io andro io? Nahoana no manan-danja manokana ny Pentekosta? Fizarana voalohany amin'ny Toriteny. Eksodosy 20:1-17, Lioka 19:11-17, Asa 2:16-21. Misy fitahiana manokana ny fitandremana ny andro firavoravoana voatendrin'i Jehovah....more15minPlay
May 29, 2022Rahoviana no ho tonga ny Fanjakan'Andriamanitra?Ny Filazantsaran'i Jesosy Kristy dia miompana amin'ny vaovao mahafaly momba ny Fanjakan'Andriamanitra. Oviana no ho tonga ny Fanjakan'Andriamanitra? Aiza? Iza no hanjaka amin'izany?...more30minPlay
May 23, 2022"Ny Fanekena amin'Andriamanitra dia toy ny Fanekem-panambadiana"Fiomanana amin'ny Pentekosta. Sabata faha-5 mialoha ny Pentekosta. "Ny Fanekena amin'Andriamanitra dia toy ny Fanekem-panambadiana". Jeremia 32: 31-40- Matio 5:24-30 - Hebreo 8:7-13....more1h 2minPlay
May 21, 2022Mofo Misy Masirasira amin'ny Pentekosta - Firosoana ho amin'ny Fanjakan'Andriamanitra (Fiz. 2)Fivetenana amin'ny Mofo Misy Masirasira : Fiomanana ho amin'ny Pentekosta ary Firosoana ho amin'ny Fanjakan'Andriamanitra. Levitikosy 23:10-17 - Lioka 24: 44-53 - Asan'ny Apostoly 2: 1-11...more31minPlay
May 15, 2022Inona ny fanolorantena? Nahoana no ilaina izany?Inona ny fanolorantena? Nahoana no ilaina ny manolo-tena amin'ny fanompoana an'Andriamanitra?...more14minPlay
FAQs about Fiangonan'Andriamanitra Miray:How many episodes does Fiangonan'Andriamanitra Miray have?The podcast currently has 193 episodes available.