Sign up to save your podcastsEmail addressPasswordRegisterOrContinue with GoogleAlready have an account? Log in here.
Ny Fiangonan'Andriamanitra Miray dia mpikambana amin'ny United Church of God, Fikambanana Iraisam-pirenena, Vondrom-paritra Afrika Atsinanana. Mitory ny Filazantsara ary manomana vahoaka ho amin'ny Fa... more
FAQs about Fiangonan'Andriamanitra Miray:How many episodes does Fiangonan'Andriamanitra Miray have?The podcast currently has 193 episodes available.
May 15, 2022Nahoana ny Sabata no tokony ho tandremana?Jehovah no nandidy ny Sabata ho andro fitsaharana sy hanaovana fivoriana masina hanomezam-boninahitra Azy. Nahoana no tokony ho tandremana ny Sabata? Inona no tokony hatao amin'ny andro Sabata?...more10minPlay
May 14, 2022"Afaka Mandresy Ianao"Genesisy 15: 1-7, Matio 6: 5-13, Asan'ny Apostoly 2: 36-47 - Ahoana no hahafahantsika mitombo amin'ny fahamarinana? Ny finoan'i Kristy no ilaina mitoetra ao anatintsika mba hitomboana amin'ny toetran'Andriamanitra. Mila asa nefa izany. Nahoana no mila asa ny Finoan'i Kristy ao anatintsika? Ahoana no handresena ny filan'ny nodo sy ny ota? Ny lahatsoratra mirakitra ny toriteny dia azonao vakiana manontolo koa ao amin'ny tranokalan'ny Fiangonan’Andriamanitra Miray : https://fiamiray.blogspot.com...more53minPlay
May 12, 2022Fiomananan'ny Fiangonana mialoha ny Faneken'ny PentekostaEksodosy 19: 16-25, Lioka 19: 12-19, Jakoba 1: 18-27 - Ny fiomananan'ny Fiangonana mialoha ny Faneken'ny Pentekosta tao Sinay. Ny fanoharana ny amin'ny Farantsa Folo. Ny nahaterahan'ny firenena iray ho an'i Jehovah. Arip nu fahalotoana ary miorena amin'ny teny nambolena sy ny lalan'ny fahafahana. Miorena tsara amin'ny fitiavana madio....more36minPlay
May 07, 2022Inona no antony nahatongavan'i Jesosy Kristy teto an-tany? Fiz 1Tonga teto an-tany Jesosy Kristy, Tenin'Andriamanitra. Tonga nofo Izy, ary nanam-pitoviana tamin'ny olombelona, sady naka ny endriky ny mpanompo. Inona marina no antony nahatongavany? FIZ 1...more15minPlay
May 07, 2022Inona no atao hoe "tena Kristiana"?Genesisy 5:21-24, Matio 7:13-23, 1 Petera 4:1-4. Inona no atao hoe tena Kristiana? I Enoka dia lehilahy iray voalohany niara-nandeha tamin'Andriamanitra. Tsy mbola any an-danitra izy, tahaka an'i Elia koa. Ny toriteny dia azonao vakiana manontolo koa ao amin'ny tranokalan'ny Fiangonan’Andriamanitra Miray: https://fiamiray.blogspot.com...more58minPlay
May 01, 2022Mampianatra antsika hanao inona ny Pentekosta?"Mizotra ho amin'ny Fanjakana" - Fiomanana ho amin'ny Pentekosta. Mampianatra antsika hanao inona ny Pentekosta?...more17minPlay
May 01, 2022Iza marina moa i Paoly Apostoly?Paoly dia voalaza fa "fanaka voafidy". Maro ny boky nosoratany, ary saro-pantarina ny heviny, ka matetika no aolan'ny olona kely fahalalana. Mampirisika ny olona handika ny didin'Andriamanitra ve i Paoly? Mamela ny olona hihinana ny henan'ny biby maloto toy ny kisoa ve izy?...more47minPlay
April 29, 2022Ny fanavahana ny madio sy ny maloto dia FamantaranaMisy famantarana nomen'Andriamanitra hamantarany ny olony. Anisan’izany ny fanavahana ny madio sy ny maloto, ankoatry ny famantarana lehibe hafa. Levitikosy 11....more24minPlay
April 24, 2022Jehovah no hiady ho antsikaBatisa : Famonjena ho antsika mandray tsara ny Teny, fa fandringanana ho an'ireo mpikomy amin'Andriamanitra sy ny Mesiany....more20minPlay
April 24, 2022Ny Batisan'ny Rano - Fiz 1Ny fiampitana ny Ranomasina Mena sy ny Safo-dranon'i Noa, endriky ny Batisan'ny Rano....more56minPlay
FAQs about Fiangonan'Andriamanitra Miray:How many episodes does Fiangonan'Andriamanitra Miray have?The podcast currently has 193 episodes available.