Sign up to save your podcastsEmail addressPasswordRegisterOrContinue with GoogleAlready have an account? Log in here.
Chaîne podcast de la page facebook RJL qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.[CA] = Catéchisme d'adulte[HP] = Hono ho'aho pasteur, anciennement "Dinidinika mahasoa", "Tsetsatsetsa ts... more
FAQs about Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté:How many episodes does Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté have?The podcast currently has 195 episodes available.
October 30, 2020LES PROTOCOLES DES SAGES DE SIONRehefa avy niresaka mikasika ny Agenda 21 isika tamin'ny eriny, dia hiroso indray amin'ny famakafakana document iray izay tena tsy latsa-danja noho izany dia tsy hafa izany fa ny PROTOCOLE DES SAGES DE SION. Marihina fa niezaka mafy ireo izay olona voatohitohina tamin'izany hanafoana io "document" io na ihany koa nampiakatra @ raharaham pitsara mihitsy aza hiezahany handresena lahatra ny olona fa SANDOKA HONO io Document io. De ho hitantsika @ Zoma ho avy izao ny mahakasika izany fa ny azoko hambara sahady dia matoa nandanian'izy ireo volo tsy toko tsy foroana maro handresena lahatra ny fitsarana fa tsy marina ny fisian'io doucment io dia AO RAHA....more37minPlay
October 23, 2020AGENDA 21, NOUVEL ORDRE ECONOMIQUE MONDIAL, DENATURALISATIONTohin'ny resaka farany mahakasika ny "Nouvel Odre Mondial ihany". Hamelabelarana ny programan'asan'ny ONU ao @ ilay tetikasa hoe AGENDA 21 izay nampidirina sy natsofoka ao @ drafitrasan'ny CONSEIL OECUMENIQUE DES EGLISES (C.O.E). Tanjona dia hametraka NOUVEL ORDRE ECONOMIQUE MONDIAL hoy BENOÎT XVI ka ho lasa lasitra iray izao tontolo izao. Hametrahana koa ORDRE MORAL UNIVERSEL arahina. Izay izy ireo ihany no hamaritra ny PENSEE UNIQUE. Mba hanamora fanapariahana izany dia miara miasa @ COE izy ireo. (Loharano documents: Avy @ mpiandraikitra ambony ao @ ONU - Tamin'ny Pastora namana mpiara miasa iray any Canada)...more45minPlay
October 16, 2020MESSES NOIRES - RITES PEDO SATANIQUE - SNUFF VIDEOSIreo olom-bitsy farak'izay manan-katao dia mifamory amin'ny "Soirées privées". Amin'izany izy ireo dia manatanteraka ny atao hoe MESSES NOIRES. Manolotra ireo zaza tsy ampy taona ho an'i Moloka....more21minPlay
October 09, 2020[HP] ASAN'NY MAIZINA: FANODIKODINANA NY SAIN'NY MARO AN'ISA (Manipulation de masse)Vidéo tohin'ilay resaka mahakasika ny NOUVEL ORDRE MONDIAL. Hiresahana ny paik'adin'ireo milaza azy ho ELITE MONDIAL mifehy ny maro an'isa ka mampiasa ireo olo malaza hananao "Influence" amin'ny olona mpankafy azy, hampitana ankolaka na mivantana ny hafatr'ilay Ratsy (Satana) izay miafina ao ambadik'ireny olo malaza ireny....more27minPlay
September 04, 2020[HP] NOUVEL ORDRE MONDIAL - VALINTENY FANAMPINYNandritra izao "Pandémie" Coronavirus izao dia tena toto afo ireo karazana famapahalalalam baovao re sy vakiana.Isan'ny nisongadina tamin'izany ny resaka fivoizana fa izao zava mitranga eran-tany izao dia isan'ny "Programa" na "ANDRANA" ihany koa amin'izany "Système NOUVEL ORDRE MONDIAL" tiana hapetraka eto @ izao tontolo izao.Ka ny fikendrena dia tsy ny Governemanta erantany miara manapaka kevitra zavatra iray iombonana. Fa ny tena marina dia heverina fa misy GOUVERNANCE MONDIAL ao ambadik'izany ka manery ankolaka na mivantana ireo firenenana hadray fanapahan-kevitra izay tian'izy ireo hizorana.Fanontaniana:AHOANA NY HEVTRAO MAHAKASIKA IZANY ? ISAN'NY THEORIE DE COMPLOT VE IZANY SA METY HO MARINA ?(publication de référence : https://www.facebook.com/epubnamur/posts/pfbid0ycBaWHh44kg9jesPaWboYznkp4mNYZjTqoVkkofCtXDi87iEba6AzT87dkcCR88El)...more52minPlay
January 23, 2020ABRAHAM : Un exemple de Père SpirituelCapsule vidéo catéchisme d'adulte....more9minPlay
October 11, 2019[DINIDINIKA MAHASOA] FITAIZANA AORIAN'NY FAHASITRANANADINIDINIKA MAHASOA 9...more10minPlay
FAQs about Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté:How many episodes does Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté have?The podcast currently has 195 episodes available.