Sign up to save your podcastsEmail addressPasswordRegisterOrContinue with GoogleAlready have an account? Log in here.
Chaîne podcast de la page facebook RJL qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.[CA] = Catéchisme d'adulte[HP] = Hono ho'aho pasteur, anciennement "Dinidinika mahasoa", "Tsetsatsetsa ts... more
FAQs about Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté:How many episodes does Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté have?The podcast currently has 195 episodes available.
January 08, 2021MONDE IMAGINAL- ROSE CROIX- FRANC MAÇONNERIEIsika tsy mitolona amin'ny nofo aman-dra fa amin'ny fanapahana sy amin'ny fanjakana sy amin'ny mpanjakan'ny fahamaizinana, dia amin'ny Fanahy ratsy eny amin'ny rivotra" (Efesiana 6, 12)... Ho aseho eto fa ny fototra ara panahy ny Franc maçonnerie dia foto-pisainana mitonona ho SPIRITUALITÉ PERSE (Iraniana ankehitriny) izay milaza fa ireo "Initiés" no afaka miditra ao @ ilay atao oe "MONDE IMAGINAL....more1h 27minPlay
January 01, 2021NOUVELLE RELIGION GLOBALISTE - MAISON D'ABRAHAM- CITÉ DE DIEUHozaraina aminao "découverte" t@ 1995 nafenin'ny NASA kanefa nivoaka ihany izany ary hozaraina amitsika ny @ CITÉ DE DIEU. Setrin'izany dia miezaka mafy izy ireo sy ireo globalistes hifaninana mandrakariva @ asan'Andriamanitra ka misandoka hanolotra fivavahana vaovao GLOBALISTA ka miseho izany @ alalan'ilay tetikasa MAISON D'ABRAHAM....more1h 20minPlay
December 25, 2020SYNCRETISME, SYMBOLISME ESOTERIQUE, CULTE SATANIQUETandremo fa ny amboadia mitafy odi-janak'ondry ka tsy mahamenatra ireto olona ato N.O/M (Nouvel Ordre Mondial) aza misalotra ny fitafian'ny fivavahana kristiana hanafenany ny asa ratsiny. Koa adidiko ny manaitra ny saintsika ny @ ambadiky ny "Symbolisme ésotérique" ny fikasan-dratsin'Ilay Ratsy eny indrindra eo anivon'ireo Fiangonana mihitsy aza....more1h 6minPlay
December 18, 2020PROJET LIBRATsy mitsahatra miha maventy hatrany ny tambazotra tsesaratsera Facebook. Tratry ny aretin'ny atao hoe "Folie des grandeurs" ry Mark Zuckerberg sy ny namany. Manakatra ny avo hatrany, ka mananana tanjona te hametraka ny "Système monétaire" azy manokana @ io alalan'io LIBRA io....more1h 1minPlay
December 11, 2020TRIADE: ARGENT- POUVOIR- OCCULTISMEHo rentsika @ io fotoana io indray fa ireo toko telo ireo mahamasa- nahandron'ireo Elite Mondial ao @ Nouvel Ordre Mondial. Tsy misaraka ireo fa toy ny tranonkala, ho rentsika @ io video hataoko io fa ny "Motivation" sy hery mampiasa ireo olona ireo dia io resaka OCCULTISME io. Ka ny vola sy ny fahefana dia fitaovana fotsiny ihany hametrrahana ny fahefan'ilay rain'ny maizina....more1h 12minPlay
December 04, 2020FANOMPOANA AN'NY MAMOANA = CULTE DE MAMONIza no nanampo fa ny fampahantrana ny firenenao dia loharanom bola maharitra aho an'ireo mifehy ny toekarem-pirenena manerana tany izay eo ambanin'ny fifehezan'ireo BANQUES CENTRALES rehetra eran tany mikamabana ao @ BRI (Banque des Règlementations Internationaux).Programmer na ny hampahanatra ny firenentsika mba mba hahafahan'izy ireo miseho ho mpanampy @ alalan'ireo trosa mihoam-pampana. Izay fantany fa tsy ho voalohantsika mihitsy. Izany no hanome vahana malalaka azy avy eo handray an-tanana ireo secteurs clefs rehetra ka izy no mifehy ny toekarem-pirenenao amin'izay hitiavany azy....more48minPlay
November 27, 2020PHILANTROPIE CAPITALISMEZohy fieren'ireto ELITE MONDIAL ireto ny fanaovana asa soa, izay marihina fa tsy ASA SOA velively satria marihina fa ireo olona ireo dia tsy manana "Etat d'âme" izany fa hoy indrindra fitenin'iray amin'izy ireo hoe: "Ce ne sont que des GENS" et non des PERSONNES. Ka ilay philantropie sandoka dia fitaovana maranitra iray eo an-tanany aza hampiboroboany ny fananan'izy ireo. Ny tanjona dia rehefa NAMPAHANTRAINA isika dia MIANKIN-DOHA @ izy ireo dia miseho ho MPITSINJO ny fiaraha monina izy ireo @ ataony fa FITAKA BE VAVA hanararaotana ny fahantran'ny olona aza izay mivadika ho loharanon karenany maharitra akory aza....more47minPlay
November 20, 2020TRANSHUMANISMEIsan'ny tetik'ady ho @ ilay LAMINA VAOVAO MANERAN-TANY ny TRANSHUMANISME. Tsy hafa akory izany, fa fametrahana sy famokarana olona lazaina hoe "Hybride" irony (Ampahany olombelona, ary ampahany efa akora elektronika, na informatika). Tsy nofinofy akory izany fa efa manomboka izany izy ireo.Tanjona roa no kendreny @ izany dia eo mazava ho azy ny zavatra takian'ny "Société de consommation" mila olona "performant" tsy marary intsony, mahavita manao asa mihoatra noho ny ora farafahabeany feran'ny lalam-panjakana, olona tsy mila fialan-tsasatra intsony.Fa ny tanjona faharoa izay tena lehibe indrindra, dia amin'ny alalan'izany no hahatraran'ireo ELITE MONDIAL ny atao hoe UNIFORMISATION DE L'ÊTRE HUMAIN. Olona formaté azo volavolaina, endoctriné, manipulable ho @ izay asaina ataony rehetra....more53minPlay
November 13, 2020GREAT RESET na REINITIALISATIONManoloana ny Krizy ara ekonomika maneran tany, dia ampirisihana izao tontolo izao hiroso ho @ REINITIALISATION hoy ny TALE JENERALIN'NY FMI teo aloha CHRISTINE LAGARDE fony tamin'ny FORUM ECONMIQUE MONDIAL TANY DAVOS.Ny taona 2021 no heverina ho "Année de la réinitialisation" hirosoana ho @ SYSTEME MONETAIRE MONDIALE. Hatao inona daholo anefa izany? Hoy izy ireo ihany hoe: "Mba hahafahana manao io RESET io dia mila gouvernement matanjaka maneran-tany. Koa raha monaie mondiale dia mazava ho azy gouvernement mondial....more45minPlay
November 06, 2020EMPIRE UNIVERSEL - L'ESPRIT DE BABEL- LES IDOLES DE LA RÉPUBLIQUESEfa manomboka ny fanenjehana ny Fivavahana Kristiana amin'ny endriny moderna sy vaovao, izay ratsy lavitra noho ny taloha, satria ankehitriny dia LOTOINA SY POTEHINA avy ao anatiny izany amin'ny alalan'ny fanaovana INFILTRATION toy ny fanaon'ny Communiste fahiny.Izao video izao dia natao hanampiana antsika hahay hamantatra sy hanavaka tsara ny VARY @ TSIPARIFARY sy ny fitaky ny fahavalo mody miseho ho namantsika nefa tena ambodia mitafy odi-janak'ondry ka mandripaka azy.prévalence juridique hanafenana ny hery ambadika mikirakira ny SYSTEME hametrahana ankolaka hery famoretana....more50minPlay
FAQs about Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté:How many episodes does Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté have?The podcast currently has 195 episodes available.