Sign up to save your podcastsEmail addressPasswordRegisterOrContinue with GoogleAlready have an account? Log in here.
Chaîne podcast de la page facebook RJL qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.[CA] = Catéchisme d'adulte[HP] = Hono ho'aho pasteur, anciennement "Dinidinika mahasoa", "Tsetsatsetsa ts... more
FAQs about Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté:How many episodes does Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté have?The podcast currently has 195 episodes available.
June 04, 2021METY HOFOANA VE NY ANARAM-PIANGONANA IRAY ?Marina fa niteny ny Tompo Jesosy hoe: "na ny vavahadin'ny fiainan-tsy hita aza tsy haharesy azy" (Mat 16, 18). Ny tantara dia maneho fa nisy maro dia maro tokoa Fiangonana izay nanana ny naha izy azy no tsy misy intsony ankehitriny.Noresahana teto t@ eriny ny resaka hoe "Processus de désacralisation" hahatongavana ho @ "Sécularisation". Dia tohin'izany, ho aseho antsika eto koa ny "Infiltration" n"ireo hetsika laika izay TOA miaro ny zon'olombelona raha fijery azy ety ivelany, nefa toy ny "Cheval de Troie" manafina ny fikendrena ho famotehana avy ao anatiny....more1h 26minPlay
May 28, 2021DESACRALISATION sy SECULARISATIONMivaraontsana mafy ery isika rehefa mahita irony sary zarain'ny olona ato @ facebook manoloana ireo trano fiangonana namidy ka tonga lasa trano fandraisam-bahiny, na tranom-boky, trano fivarotana lehibe ary misy aza lasa toeram-pandihizana mihitsy.Tsy tongatonga ho azy @ izao ireny fa efa izay no vokatra tazan'ny maso. Fa tao ambadik'ireny dia efa nisy asa misoko mangina nataon'ireo hetsiky ny laika "anti-cléricale" izay miha mahazo vahana eo anivon'ny fiaraha monina. Ny paik'ady nampiasain'izy ireo nahatongavana ho @ zany vokatra izany, dia ireo zavatra roa lehibe hobanjinintsika mandritra ny LIVE ho @ zoma izao: dia ny SECULARISATION ary ny DESACRALISATION....more1h 14minPlay
May 21, 2021PROCESSUS DE DEUIL"Fasan'ny Firaisam-po"- "Filazana Manjo tohivakana" -"Very Faty" sns.... ireo teny ireo no miverimberina teo ambavan'ny maro tato ho ato.Asa angambany efa lasa zatra tsy fidiny isika amin'izao ora hitenenantsika izao fa tena lasa niorohoro ny maro na hanokatra ny "compte facebook" ny aza satria faty nikararana.Isan'ny tolokevitra iray tsy azo adinoina dia ny fametrahana ny atao hoe "PROCESSUS DE DEUIL". Tena ilaina izany, ka izay no tiana hozaraina ato ho fanolorana antsika tolo kevitra ho an'izay mety mila izany.Ity LIVE indray mitoraka ity izany dia hitondra soso-kevitra PRATIKA azo ampiharina hafahana mametraka izany eo anivon'ny fiaraha monina misy antsika....more1h 16minPlay
May 14, 2021NY TENA TOE-TSAINA SIANTIFIKAMisy ireo mitonon-tena fa siantifika tsy mitapoka hono izy ireo, ka noho izany indrindra no tsy hinoany an'Andriamanitra.Ary ampiany aza hoe: "Je ne jures que par la science comme étant une vérité absolue". Io fomba fitenenana io fotsiny dia efa mamandrin-tena ilay olona satria mampiasa fomba fiteny na (langage religieux). Rehefa ianao mi "dogmatisé" ny hevitrao zany hoe mi "absolutiser" ny position raisinao, dia efa manao ilay siansa dradradradrainao ho lasa RELIGION ihany koa.Ho hiantsika ato @ ity video live ity fa ireny olona ireny dia mihevtra azy ho siantifika fa ny tena marina dia "SCIENTISTE" izy ireo. Ity farany anefa dia tena mifanao atsimo sy avaratra @ Tena toe-tsaina siantifika....more1h 8minPlay
May 07, 2021MANDRORA MITSILANY"Andriamanitra [inoako] mpamorona fa tsy mpandrava. Iza izany no handrava sy hanapotika izao tontolo izao?"...more1h 19minPlay
April 30, 2021FFKM ALOKANY VE SISA ?Na inona na inoan ny sivilizationa nalaza sy nanana ny naha izy azy tokoa dia tonga @ teny vazaha izay hoe "Toutes bonnes choses ont une fin". Nandalo zany Sivilizationa egyptiana zany, persa, grika, romana, sns...Fandre foana ny hoe "fin du monde", fa izaho kosa tsy hiresaka ny @ zany fa ny ahy dia hilaza "FIN D'UN MONDE". Tsy miteny akory aho hoe foana na ho rava ny FFKM. Tsy any ny horesaka eto, fa raha atao ny analyse ny tantara nampalaza azy teo @ raharaham pirenena malagasy, dia toa ny alok'izany sisa no hita amin'izao.Ho ataotsika jery todika kely ny lasa ary hobanjinina ny ankehitriny, dia anjaranareo ihany no mitsara hoe aiza ho aiza izy @ zao?Sa ny fanontaniana mipetraka dia ny hoe: sa ve misy PARADIGME hafa mihitsy izay tokony hizorany manomboka izao? tsy haiko aleo ny ho avy no hilaza azy....more58minPlay
April 23, 2021SAMPY SY POLITIKA/GEOPOLITIKAEfa nolazaintsika tamin'ny fandaharana teo aloha fa i Satana no voalaza fa andrian'izao tontolo izao. Miezaka hifehy izao tontolo izao ho eo ambanin'ny saokany. Koa noho izany mazava ho azy fa tsy afa misaraka @ tontolo politika eny hatrany @ Geopolitika mihitsy aza (maneran-tany) ny fanompoan-tsampy.Ho aseho @ izao LIVE manaraka izao, inona avy no antony manosika ireo mpifehy maneran tany manapa kevitra mandany vola mihom-pampana hanorenana indray ny ARCHE DE PALMYRE any Syria ohatra, nefa eo akaikiny eo tanana maro no rava tsy azo honenan'ny mponina intsony, nefa io lazaina fa ho vakoka iraisam pirenena io no mahamatimaty an'izao tontolo handaniana vola be hamerenana azy @ laoniny?...more59minPlay
April 16, 2021LUCIS TRUST"Fa isika tsy mitolona amin'ny nofo aman-dra, fa amin'ny fanapahana sy amin'ny fanjakana sy amin'ny mpanjakan'izao fahamaizinana izao, dia amin'ny fanahy ratsy eny @ rivotra" (Efes 6, 12).Moa tsy izany koa no nolazain'i Satana an'i Jesosy hoe "Mandoaleha eto anatrehako fa omeko anao izao tontolo izao"? Midika izany fa ny herin'ny maizina mihitsy no mifehy ny SYSTEME manerana izao tontolo izao.Ho aseho anao ato @ zao LIVE izao, fa tsy angano na arirarira fa namidy indramiko io voambolan'ny Paoly io, namidy ho andevon'ny Satana izao tontolo izao ka azo sambo belona.Io LUCIS TRUST io no karazana vovonana lehibe misy ny mpifehy rehetra maneran tany ka maka tolo kevitra ao izay marihana fa (dimunitif de LUCIFER TRUST) io teny io fa novana mba tsy ho miharihary loatra....more59minPlay
April 09, 2021FANTASME D'EUGENISMEHatrizay ka hatramin'izao, dia nisy mandrakariva sokajin'olona izay nanana fiheverana fa misy ny olona noheverina fa "karazany ambany" (race inférieure) ary misy ny "caste" ambony. Izany no isan'ny manosika ireo sivilizationa nifandimby nanandevo olona na foko-pirenena iray....more1h 20minPlay
March 26, 2021MBOLA MISY VIDINY VE NY AINA ?Misy oha-pitenenan'ny vazaha izay manao hoe "Il y a une ligne rouge à ne pas franchir" dans la vie. Kanefa dia malahelo ny milaza aminao fa tsy vitan'ny hoe efa nandingana lavitra be ilay tsipika mena raolombelona eo @ fikirakirana ny aina, fa lasa kilalaony sy fitaovana eo am-pelanany aza izany....more1h 15minPlay
FAQs about Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté:How many episodes does Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté have?The podcast currently has 195 episodes available.