Sign up to save your podcastsEmail addressPasswordRegisterOrContinue with GoogleAlready have an account? Log in here.
Chaîne podcast de la page facebook RJL qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.[CA] = Catéchisme d'adulte[HP] = Hono ho'aho pasteur, anciennement "Dinidinika mahasoa", "Tsetsatsetsa ts... more
FAQs about Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté:How many episodes does Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté have?The podcast currently has 195 episodes available.
September 24, 2021BOKY MANELINGELINA NY BAIBOLYMbola mitana ny laharaha voalohany amin'ny boky amidy (best-seller) sy vakiana eran-tany ny Baiboly. Miteraka fialonana na jalousie izany ka voameha mahaliana ireo mpanenjika ny hamaky azy. Noho izany, na ny mpakafy na ny mpankahala dia samy mividy na mamaky azy avokoa. Tsy manao "publicité gratuite" ho an'ny Baiboly ve izany?Voaresaka eto koa ny analyse académique an'izay voarakitra ao anatiny amin'ny alalan'ny "lecture empirique pragmatique". Inona kosa no ateraky ny famakiana azy io ho an'ny "lecteur lambda"?...more1h 9minPlay
September 17, 2021RESAKA SARY sy "MANIPULATION"Lasa "champ de bataille" an'ireo mpanao politika ny fanaovan-gazety, ary tsy afa-bela amin'izany ny asa fanaovan-gazety ao Madagasikara. Inona no hevitra miafina ao ambadiky ny "liberté d'expression": manipulation d'expression ? Atao min'ny alalan'ny filalaovana ny sary (images, photos) izany....more38minPlay
September 10, 2021HETSIKA MOFO DIMY SY HAZANDRANO ROA/ S.O.S ANJAPALYRehefa niala sasatra nandritra ny iray volana ny tenako, dia miverina indray izao ny fandaharantsika. Koa @ ity anio ity dia HISY FANAMBARANA HATAOKO ary @ zany ihany koa no hitondrana ny vaovao sy voan-dalana nandritran'ny fialan-tsasatra nitaon-jezika tany MADAGASIKARA.Ny hany azoko tenenina dieny izao, dia tonga ny fotoana hirotsahana feno sy tanteraka ho @ ASA FANOMPOANA DIAKONALY ny mpiray tanindrazana.AMPY IZAY NY FIANAHANAHANA ATAON'NY MPANAO POLITIKA ISAN-TSOKAJINY.MILA NY ZANAKY NY FIANGONANA NY FIRENENY HIJORO EO @ BANGA....more50minPlay
July 23, 2021Ny "Rationalité" sy ny Finoana ve mahay miaraka ?Mazàna ny hevitra entin'ireo izay mitonon-tena ho "Athée" dia hanazavany ny antony maha Athées azy ireo dia noho io resaka "rationnelle" io.Noho izany, dia tsy mampaninona ndao ary hoentina @ resaka "rationnelle" indray ary ny resaka mahakasika ny finoana. Koa ny "Approche" ho entiko hampifandraisina ireo tontolo roa lazaina fa mifanipaka ireo dia ny atao hoe "Approche THEOLOGIE NEGATIVE na APOPHATIQUE (Marihiko tsara tsy approche teolojika akory fa teoljia négative).Raisonnement mathématique ampifandraisina @ logique tarafina @ principen'ny SORATRA MASINA. Io no fanamby hoentiko eo....more28minPlay
July 16, 2021DEMOKRASIA sa DEMONKRASIA ?Hoy ilay fitenenana malaza hoe: VOX POPULI, VOX DEI izany hoe Feon'ny vahoaka feon'Andriamanitra (hono!!).Raha @ lafinny ara pinoana moa dia efa tsy mitombona sahady io fitenenana io. Fa na tsy hojerena @ lafiny ara-pinoana koa dia mbola tsy mitombona koa ny fiheverana fa "masina" (sacré) ny SAFIDIM-BAHOAKA. Vahoaka izy anefa? Inona no atao ao ambadiky ny teny hoe "Vahoaka".Izany rehetra izany, dia isan'ny hanehoana amintsika fa ny DEMOKRASIA dia isan'irony ataon'ny mpandinika ho "UTOPIE". Ary hoezahina ho aseho @ ity fandaharana ity ny fitaka be vava nasesika ny saintsika fa ny DEMOKRASIA no filamatra. Fa ny tantara no maneho fa LAINGA tanteraka izany.Araka izany, miorina eo amboni'ny lainga izany, ka mahatonga ahy niteny hoe DEMONKRASIA (Demon: rain'ny lainga)....more1h 14minPlay
July 09, 2021IZA NO ANDRASAN'ITY FIRENENA ITY ?Miendrika fanontaniana izay ny fampieritreretana hisarihana ny saintsika amin'ity indray mitoraka ity.Raha ny tena marina tsy dia fanontaniana loatra fa karazan'ny antson'ny fo hoe NANKAIZA AVOKOA IREO LAZAINA HOE "MANAM-PAHAIZANA MANAM-PANAHY?"Horesahana amin'izany video izany, ny famaritana ny atao hoe "Intellectuels" izay marihina fa tsy midika mihitsy ho ireo AVARA-PIANARANA....more24minPlay
July 02, 2021LGBTQ+, Meetoo , Balance ton porc : révolution sa manipulation ?Nisy taminareo namana mpanaraka ny pejy sy ny chaîne YouTube nanolo-kevitra hiresahana lohahevitra mahakasika ny "Mouvements Féministes" sy ny mety ho fiantraikany.Koa rehefa nandinika sy nanadihady elaela aho dia @ alalan'iretsy lohateny ambony iretsy no fomba entina hamakafakana izany.Tsara marihina fa tsy hanao famelabelarana mahakasika izany aho, fa ny zavatra horesahiko mahaliana ahy manokana dia ny fandihadiana ny hoe: INONA NO AO AMBADIK'IRETO HETSIKA FITAKIANA MIVAIVAY IRETO?...more1h 8minPlay
June 18, 2021FITIAVAN-TANIDRANZANA (PATRIOTISME)Noho isika efa mihatomotra ny fankalazana ny fetim-pirenena 26 Jona ho avy izao, dia tsy hay atao ny hamela handalo fotsiny izany fotoana izany tsy hiresahana ny @ resaka FITIAVAN-TANINDRAZANA na ny PATRIOTISME.Ny fanontaniana mipetraka, iza na sokajin'olona toy inona no tena tia io tanindrazantsika malala io?Ny valiteny haroso eo mety somary hanaitra ny maro sy tsy hahazatra ny handre azy, ka manasa anao ary hanjohy ny pejy RJL sy ny chaine You tube izay samy handefa mivantana izany fandaharana izany....more43minPlay
June 11, 2021RESAKA "NATIONALITÉ" LE RAHANiteraka resa-be eo @ samy malagasy ilay volavolan dalana natolotry ny solombavam-bahoaka iray mahakasika ny hanomezana ny "Zom-pirenena malagasy" na (nationalité) ireo lazaina hoe "Apatrides".Tsy azo entina amin-kafanam-po fotsiny ny fandinihiana izany, ary koa tsy azo hamoraina ihany koa ka hanao dika mitovy be fahantany @ zay lazaina fa fanao maneran-tany izany.Ny Cercle de REFLEXION "Fiainam-pirenena mifandraika @ fiainam piangonana" eo anivon'ny RJL VOANTSINAMPY dia hitondra ny fomba fijeriny ihany koa manoloana izany. Ka hiezaka hanolotra ny sosokevitra izay notovozina miainga avy @ fandinihina ny zava misy maneran tany ampifandraisina @ maha Kristiana antsika....more1h 9minPlay
FAQs about Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté:How many episodes does Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté have?The podcast currently has 195 episodes available.