Sign up to save your podcastsEmail addressPasswordRegisterOrContinue with GoogleAlready have an account? Log in here.
Chaîne podcast de la page facebook RJL qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.[CA] = Catéchisme d'adulte[HP] = Hono ho'aho pasteur, anciennement "Dinidinika mahasoa", "Tsetsatsetsa ts... more
FAQs about Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté:How many episodes does Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté have?The podcast currently has 195 episodes available.
December 17, 2021NY "SOI" SY NY "MOI"TSETSATSETSA TSY ARITRA 17 DEC 2021Ny fampifangaroana ireo zavatra roa ireo dia manimba zavatra maro ao @ fiainan'ny olombelona. Handaniany fotoana maro ny HAMAROTANY ny "MOI" izay marihina fa tsy tena ny fiziany fa toy ny masque.Ny olon'afaka dia olona tsy voafatotry ny "Image" na ny "MOI" andrasan'ny olona sy ny fiaraha monina aminy intsony fa tena mampisonagina ny fiziany na ny "SOI".Ny fiaraha monina dia manery anao hisalotra ny idealy izay tsy ilainy akory fa ianao no tereny hovoagejan'izany, ka lasa fonja ankosobolamena ho anao izany (Prison dorée)....more22minPlay
December 10, 2021FINOANA sa INSTITUTION ?TSETSATSETSA TSY ARITRA 10 Décembre 2021 :Ny Fiangonana ve ORGANISME sa ORGANISATION ? Ny Organisme (zava manan'aina) fa ny Organisation (dia rafitra sy lamina no betsaka ao).Moa ve mamaly ny tinadin'ny lafin'ny finoana ny tolotra aroson'ny "Institution religieuse" misy @ zao androtsika izao sa tsia?Tsikaritra ho misy CRISE DE LANGAGE ny Fiangonana ka lasa tavela @ DOGMATISME nefa tokony hizotra @ ilay tondro zotra napetraky Kristy t@ nahatongany ho nofo (INCARNATION). Koa arak'izany, moa ve "Incarné" eo @ olona ve ny hafatra ampitaina sa lasa misavoana any @ habakabaka nefa ny sehatra hafa aza izao efa tafiditra ao @ tokotanin'ny resaka finoana ka manolotra tolotra vaovao @ lafiny SPIRITUALITE izay nanaisotra ny resaka finoana sy Andriamanitra ao anatin'izany "Spiritualité.Ny "Institution religieuse" anefa tavela sy lany andro @ lafiny bureaucratisation ny asam piangonana....more33minPlay
December 03, 2021TANY SY RANOTSETSATSETSA TSY ARITRA 03 Décembre 2021 :Samy niara nahita sy niaina fijaliana isika vao haingana tamin'ny tsy fahampian drano farany teo.Lakolosy fanairana sy famohazana antsika Malagasy fa misy loza mandady ka aza mianina fotsiny ny hoe KAPOK'ANDRIAMANITRA ZANY (TSIA!!).Maneran tany dia mihena ny tahirin-drano ka efa miroso tsikelikely @ atao hoe FINANCIARISATION DE L'EAU izay efa ampiharina any Australie izany. Koa raha ttsy mitandrina isika dia ahiana hanjo antsika koa izany inndrindra rehefa tsikaritry ny mpanam bola ny fahasahirana ara drano....more27minPlay
November 26, 2021PASTEUR FOTSINY IHANYTSETSATSETSA TSY ARITRA 26 Novembre 2021 :Fanontaniana maromaro no aterak'izany lohateny izany : Fa nahoana no tsy heverina ho toy ny olona rehetra izy ireny ? Iza no mba hitsinjo ireo atao hoe "Charges emotionnelles" ny Mpitandrina ? Ahoana no afahany mamaha ireo "Charges emotionnelles" mitambesatra miny ireo ?...more26minPlay
November 19, 2021DIASPORA sa DIAM-POTAKA ?TSETSATSETSA TSY ARITRA 19 Novembre 2021 : Aiza ho aiza ny anjara toeran'ny DIASPORA malagasy manoloana ny firenena? Fandinihiana ny atao hoe DIASPORA miainga avy @ Soratra Masina...more41minPlay
November 12, 2021FANAVAOZANA NY FIAINAM-PIANGONANATSETSATSESA TSY ARITRA 12 Novembre 2021 : Firosoana @ atao hoe "DISCIPULAT" Zaraina feno @ mpino rehetra ny fahalalana ny Teolojia fa tsy ho an'ny ampahan'olona vitsy fotsiny ihany. Fanavaozana miainga avy @ fiaipiain'ingahy Martin Lotera....more24minPlay
October 29, 2021LALÀNA MAHAKASIKA NY ITG/IMG/IVGTSETSATSETSA TSY ARITRA 29 Octobre 2021...more1h 7minPlay
October 23, 2021POPULISME RELIGIEUX! PSEUDO PURITANISMETSETSATSETSA TSY ARITRA 22 Oktobra 2021...more1h 20minPlay
October 16, 2021RAPPORT "SAUVE" C.I.A.S.E (Commission Independante sur les Abus Sexuels dans l'Eglise)TSETSATSETSA TSY ARITRA 15 Octobre 2021...more1h 9minPlay
October 08, 2021AN'IZA MARINA MOA NY FIANGONANA ?TSETSATSETSA TSY ARITRA 08 Oktobra 2021...more41minPlay
FAQs about Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté:How many episodes does Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté have?The podcast currently has 195 episodes available.