Sign up to save your podcastsEmail addressPasswordRegisterOrContinue with GoogleAlready have an account? Log in here.
Chaîne podcast de la page facebook RJL qui apporte des réflexions en matière de spiritualité.[CA] = Catéchisme d'adulte[HP] = Hono ho'aho pasteur, anciennement "Dinidinika mahasoa", "Tsetsatsetsa ts... more
FAQs about Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté:How many episodes does Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté have?The podcast currently has 195 episodes available.
April 22, 2022MADAGASCAR DIA SANATRIA HO FIRENENA PARADISAN'NY JIOLAHY VE? UN PAYS INGOUVERNABLE?TSETSATSETSA TSY ARITRA 22 Aprily 2022....more20minPlay
April 08, 2022ANTSO HO AVO HO AN'NY SOCIETES CIVILES SY ONGIlain'ny firenena ny handraisan'ny Sociétés civiles ny tena toerany eo @ firenena maha CONTRE POUVOIR azy. Tsy manana mandat arovana izy ireo fa misehatra eny ifotony ary mahalala tsara ny tena zava misy. Ny mpitondra dia voafetra ihany ary azo lazaina mihitsy aza hoe "Deconnectés" @ zava misy marina.Mampalahelo anefa fa maivan danja ny Sociéts civiles eto amintsika noho izy ireo mandeha misingatsingana ary tsy tena resy lahatra @ lay iraka ananany....more24minPlay
April 01, 2022MADAGASCAR NAMPAHANTRAINA HO AN'IZA?Nalentika ao @ ahitsiarintsika malagasy fa MAHANTRA hono isika ka tsy hotafarina mihitsy raha tsy milampy @ ireo firenena tandrefana.Ny tena marina dia hiniana alentika ao antsaintsika zany fa ny tena misy dia NAMPAHANTRAINA mba ho lasa loharanon karenan'ireo firenen dehibe sy ireo zay mpiray tsikombakomba aminy eo @ fitondrana mifandimby.Ny fomba nampahantrana antsika dia ny fampibabeba TROSA MIHOAM PAMPANA izay fantatry ny mpanome fa tsy ho voaloha mihitsy tsy noho ny tsy fananana akory fa noho lay rafitra niniana natao hangejana ny ekonomiatsika sy ireo olona napetrany eo.Koa dia averina etoana fa tsy misy lalana hafa ankoatran'ny SOUVERAINSME ECONOMIQUE no afahana mizotra ho @ SOUVERAINISME POLITIQUE.NDAO VOHIZINA MANOMBIKA IZAO IZANY SOUVERAINSIME ECONOMIQUE izany!!...more24minPlay
March 25, 2022PROFIL PRESIDENTIEL TANDRIFYTSETSATSETSA TSY ARITRA 25 Martsa 2022 :Miha mafapana ny toe-draharaha politika eto @ firenena. Mietsiketsika izay tsy izy avokoa ireo andrarezina ara politika any ambadibadika any.Hitazana fotsiny ve isika vahoaka manoloana an'izany sa isika mihitsy no HANDRAY AN-TANANA ny ho avin'ny firenentsika?Tolokevitra arosoko eto ny @ fahitako ny "Profil" présidentiel d'URGENCE ilain'ny firenena no ezahiko aroso ato @ ity video ity.Kendrena @ zany ny hialana @ filalaovan'ny mpanao politika lay toe tsaina hoe "Au pays du moramora" ....more27minPlay
March 18, 2022FIPOAHANA ARA TSOSIALY -- LOZA MITATAONanaitra ahy tokoa ny soratra mivandravandra zaraina sy mandede any @ FACEBOOK any tato ho ato ary mbola mitohy @ zao ny @ resaka antso vonjy n'ny olona manoloana fidangan'ny vidin'ny PPN izay tsy azo iainana intsony.Marina fa tsy zava baovoa ny fahalafosam piainana fa @ zao indray maka zao kosa dia ahiana hivadika zavatra hafa io raha tsy voavaha haingana.Koa manao izao video izao aho ho anjara birikiko hofanairana ireo tompon'andraikitra sy isika vahoaka malagasy ihany koa....more27minPlay
FAQs about Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté:How many episodes does Podcast RJL : Réflexion | Justice | Liberté have?The podcast currently has 195 episodes available.